plt-x-sihanaka_2co_text_reg/01/17.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 17 Rafa nieritreritra ôtran'zany za, nisalasala ma za? Nagnomagna reo ra reo araka ny nofo ma za, mbô itinenako "Yôny, yôny" sy "Tsia, tsia" amin'ny fotôna raika iany? \v 18 Fa satria Andriamanitra de mahatoky, tsikana de tsy afaka ny hitare na "Yôny" na "Tsia."