plt-x-sihanaka_2co_text_reg/01/12.txt

1 line
624 B
Plaintext

\v 12 Zahay de mirehareha am'zao: fijoroana vavolombelona ny amin'ny feon'ny fieritreretanay. Fa tamin'ny fikasana madio sy fatsoram-po ze avy amin'Andriamanitra ze nitondranay ny tegnanay akao am'zao tontolo zao. Zahay de navita zany daôly zany ary ny ankabeazany niaraka taminareo - tsy tamin'ny faendren'zao tontolo zao, fa tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra. \v 13 Zahay de tsy nagnoratra ra tsy ho vôvaky na ho azonareo. Za de magnantegna fa, \v 14 satria anareo nahazo ny momba an'nay amin'ny ampahany, zahay de ho anton'ny reharehanareo amin'ny andron'ny Tompontsikana Jesosy, salan'ny nareo ho antony hireharehanay.