plt-x-sihanaka_2co_text_reg/01/03.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 3 Ho Deraina anie ny Andriamanitra sy Rain'ny Tompotsika Jesosy Kristy. Izy no Rain'ny famondram-po daôly sy Andriamanitra ny fampiononanana daôly. \v 4 Andriamanitra de mampionona antsika amin'ny fahoriantsika daôly, ka mbô afantsika mampionona reo ze akao agnaty fahorena. Tsikana de mampionona reo hafa salan'ny fampiononana ze nampiasain'Andriamanitra ampiononana antsika.