plt-x-sihanaka_2co_text_reg/01/01.txt

1 line
330 B
Plaintext

\c 1 \v 1 Paoly, Apostoly raika an'i Kristy Jesosy tamin'ny sitrapon'Andriamanitra, sy Timoty ralahintsika, ho an'ny fiangonan'Andriamanitra ze akao amin'ny Korinto, ary ho an'reo mpino daôly manerana ny faritry Akaia. \v 2 Ho aminareo anie ny fahasoavana ary ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Tompo Jesosy Kristy.