\v 14 \v 15 Ary zany de tsy magaga, fa na ny satana aza maneho ny tegnany salan'ny anjelin'ny fahazavana. Tsy magaga tsony raha meneho ny tegnan-jareo salan'ny mpanompon'ny fahamarinana reo mpanompony. Ny anjaran-jareo de ze mendrika ny asan-jareo.