\v 11 Zahay de nitare ny marina daôly taminareo, ry Korintiana, ary ny fonay de mivô midagnadagna. \v 12 Ny fonareo de tsy nofeherinay, fa anareo no namehy reo fihetsem-ponareo manokana. \v 13 Ary ho valiny ara-drariny - miresaka aminareo ôtran'ny amin'ny zaza za - voay hidagnadagna ny fonareo.