\v 13 Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. \v 14 Fa ny fitiavan'i Kristy no manery an'nay, satria azonay antoka; nisy ôla raika maty hamonjy ny daôly, ary no zany de maty kô izy daôly. \v 15 Maty Izy hoan'ny daôly, mba tsy velona ho an'ny tegnan-jareo ze velona ntsony ze velona fa ho an'Azy ze maty ary natsangana nony fitiavana an'azy reo.