\v 3 Na zany aza de mande araka ny nofo zahay, fa tsy miady araka ny nofo. \v 4 Fa ny fiadiana ze iadianay de tsy ara-nofo. Noho zany, de managna hery avy aigny an-dagnitra mba hamotehana ny fagna ratsy. Fa tsy mitondra na ino na ino ny hevitra sy ny fitaky ry zareo.