\v 3 Fa raha vôsarogna ny filazantsaranay, zany de ho vôsarogna am'reo ze maty rerika iany.\v 4 Am'toe-draraha mibôgna am-jareo, ny andriamanitr'zao tontolo zao najamba reo saigna tsy minon'jareo. Vokatry zany, tsy afaka mahita ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy zareo, ze endrik'Andriamanitra.