\v 21 Ary Andriamanitra ze magnamafy an'nay aminareo akao amin'i Kristy, ary Izy no nagniraka antsikana. \v 22 Izy de nagnisy tombo-kase tamintsikana ary nagnome ny Fanahy ho akao am-pontsikana ho antok'ze mbĂ´la ho ameny antsikana akao afara.