\v 10 Raha akato aminĂ  ny fahamarinan'i Kristy, de tsy hangina zany fireharehako zany aigny amin'ny faritr'i Akaia. \v 11 Magnino? Satria tsy teko ma anareo? Andriamanitra mahalala.