\v 9 Ka de ataontsika tanjona izany, na aigny an-dragno tsika na lavitra, de mba hahafinaritra an'Azy. \v 10 Fa tsika daôly de tsy maintsy hibôgna akeo alôn'ny seza fitsaran'i Kristy, mba ho valin'ny zava-bitan'reo tsiraikarika tao amin'ny vatagna, na ho amin'ny tsara zany no ho amin'ny ratsy.