\v 8 No zany de mampahery an'nareo za mba hilaza ampabemaso ny fitiavanareo an'azy.\v 9 Zany no antony nanoratako, de mba ahitako an'nareo ary hafatarako na magneky amin'ny ra-daƓly nareo.