oljAry ny asa ze niteraka fafatesana - de vonihaitra ze nihalevona. Ho voninahitra leibe ôtran'ny ahôna ny asa ze ataon'ny Fagna? Fa raha managna voninahitra ny asan'ny fagnamelohana, de ôtran'ny akôry ny fitombon'ny voninahitrin'ny asan'ny famarinana