auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 09:04:57 +03:00 committed by root
parent e1be2a2e88
commit faf3b8bff4
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nagneky am-pifalena reo adala anareo. De hoe hendry ny tegnanareo! Fa mandefitra amin'ôla anareo raha manandevo an'nareo, mandany an'nareo, magnararôtra an'nareo, mandray n
Nagneky am-pifalena reo adala anareo. De hoe hendry ny tegnanareo! Fa mandefitra amin'ôla anareo raha manandevo an'nareo, mandany an'nareo, magnararôtra an'nareo, mandray ny tegnany ho ambony noho anareo, na raha mamely tefatsofigna an'nareo izy. Ho taraviko amin'ny fafam-barakanay da malemy lôtra zahay tamin'ny fagnanôvana an'zany. Raha misy mirehareha - de miresaka ôtran'ny adala za - Za iany kô de hirehareha.

1
11/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Hebreo ma zareo? Za