From fa4e60769ffd4dfbdac1d83a755c7973e36ced00 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sat, 9 May 2020 07:42:42 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 09/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/12.txt b/09/12.txt index d7b48fd..ad58a6b 100644 --- a/09/12.txt +++ b/09/12.txt @@ -1 +1 @@ -Ny fagnatanterana io asa fanompona io de tsy vitan'ny hoe mafeno ny ra ilain'ny mpino fotsiny iany. Mitondra iany kô zany am'asa fagnomezam-pisaorana an'Andriamanitra maro. Fa nony fitsapana an'nareo ze vôporofo am'io asa io, de hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô anareo am'fankatoavana ny fibabohanareo am'filazantsaran'i Kristy. De hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô nareo am'falalan-tagnanareo am'fagnomezana ha an'jareo sy ny ôla daôly. Magniry an'nao zareo, ary mivavaka ho an'nao zareo. Magnano an'zany zareo nony faleibiazan'ny fasoavan'Andriamanitra anie ny sôtra nony fagnomezany tsy hay lazaina! \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Ny fagnatanterana io asa fanompona io de tsy vitan'ny hoe mafeno ny ra ilain'ny mpino fotsiny iany. Mitondra iany kô zany am'asa fagnomezam-pisaorana an'Andriamanitra maro. Fa nony fitsapana an'nareo ze vôporofo am'io asa io, de hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô anareo am'fankatoavana ny fibabohanareo am'filazantsaran'i Kristy. De hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô nareo am'falalan-tagnanareo am'fagnomezana ha an'jareo sy ny ôla daôly. Magniry an'nao zareo, ary mivavaka ho an'nao zareo. Magnano an'zany zareo nony faleibiazan'ny fasoavan'Andriamanitra anie ny sôtra nony fagnomezany tsy hay lazaina! \ No newline at end of file