auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 06:33:58 +08:00 committed by root
parent 6801c15106
commit f5ff41d11a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny tegnako za Paoly, de mengavy an'nareo amin'ny fanetrentegna sy amin'ny hamoram-pagnan'i Kristy. Malemy fagna tokô za rafa akeo amin'ny fagnatrehanareo, nefa rafa tsy akeo za de sahy ny aminareo. Mangataka aminareo za, rafa miaraka aminareo, tsy amin'ny fatokisan-tegna ny fasahiana. Nefa mieritreritra za fa mila sahy manoitra an'reo ze mihevitra fa ntsika de miaigna araka nyn
Ny tegnako za Paoly, de mengavy an'nareo amin'ny fanetrentegna sy amin'ny hamoram-pagnan'i Kristy. Malemy fagna tokô za rafa akeo amin'ny fagnatrehanareo, nefa rafa tsy akeo za de sahy ny aminareo. Mangataka aminareo za, rafa miaraka aminareo, tsy amin'ny fatokisan-tegna ny fasahiana. Nefa mieritreritra za fa mila sahy manoitra an'reo ze mihevitra fa ntsika de miaigna araka ny nofo.

1
10/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Na zany aza de mande araka ny nofo zahay, fa tsy miady araka ny nofo. Fa ny fiadiana ze iadianay de tsy ara-nofo. Noho zany, de managna hery avy aigny an-dagnitra mba hamotehana ny fagna ratsy. Fa tsy mitondra na ino na ino ny