auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 17:26:28 +03:00 committed by root
parent c3f0980fc5
commit f16643a005
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fagnintelony zao no nandalôvako taty aminareo. "Ny fempangana daôly de tsy maintsy miorigna amin'ny porofo amin'ny vavolombelona roey na telo." Efa nitare tam'reo ze nagnota za talô sy
Fagnintelony zao no nandalôvako taty aminareo. "Ny fempangana daôly de tsy maintsy miorigna amin'ny porofo amin'ny vavolombelona roey na telo." Efa nitare tam'reo ze nagnota za talô sy tam'reo ambiny daôly rafa takeo fanindrôny, ary lazaiko ndre zany: "Rafa tonga ndre za, de tsy hiantra an-jareo za."

1
13/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Mikoragna an'nareo an'zany za satria anareo de mikaraka porofo fa i Kristy de miteny amin'ny alalako. Tsy marefo aminareo Izy. Fa kosa, mahery akao aminareo Izy. Fa Izy