auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 08:11:44 +03:00 committed by root
parent c77be2cd0f
commit f08752bbbd
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zahay de nitare ny marina daôly taminareo, ry Korintiana, ary ny fonay de mivô midagnadagna. Ny fonareo de tsy nofeherinay, fa anareo no namehy reo fihetsem-ponareo manokana. Ary ho valiny ara-drariny - miresaka aminareo ôtran'ny amin'ny zaza za - voay hidagnadagna ny fonareo
Zahay de nitare ny marina daôly taminareo, ry Korintiana, ary ny fonay de mivô midagnadagna. Ny fonareo de tsy nofeherinay, fa anareo no namehy reo fihetsem-ponareo manokana. Ary ho valiny ara-drariny - miresaka aminareo ôtran'ny amin'ny zaza za - voay hidagnadagna ny fonareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Aza mifamatotra am'reo tsy mpino. Fa ino ma no iraisan'ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna? Fa ino ma no iarahan'ny mazava amin'ny maizina? Ino ma no mety ho fifanarahana akeo amin'i Kristy sy Beliala? Na ino ma no tokony anjara anagnan'ny mpino raika sy amin'ny tsy mpino raika? Ary ino ma no fifana