auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-22 06:44:54 +08:00 committed by root
parent 6360736763
commit e816fc5135
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ty za vognona ho tonga fagnitelony aigny aminareo. Tsy ho antokareo za, fa za de tsy mila ze anagnanareo
Ty za vognona ho tonga fagnitelony aigny aminareo. Tsy ho antokareo za, fa za de tsy mila ze anagnanareo anareo no ilaiko. Fa tsy ny zanaka no tokony hitady ho an'zanakao. Fa za de faly tanteraka handany ny ho lanina hasoany fanahianareo. Raha mitia be an'nareo za de kely ny fitiavanareo anà.