diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt new file mode 100644 index 0000000..cbf7cce --- /dev/null +++ b/03/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +Manomboka hiera \ No newline at end of file diff --git a/03/title.txt b/03/title.txt new file mode 100644 index 0000000..0aad68b --- /dev/null +++ b/03/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 3 \ No newline at end of file diff --git a/12/01.txt b/12/01.txt index 045782d..85ab622 100644 --- a/12/01.txt +++ b/12/01.txt @@ -1 +1 @@ -Za de tsy maintsy mirearea, fa tsisy na ino na ino azo avy am'zany. Fa za de hanohy ny am'reo fahitana sy reo fagnambarana ary amin'ny Tompo. Mafantatra leila akao amin'i Kristy za efatram-befolo taona lasana zay - na akao amin'ny tegna na tsy tao amin'ny tegna za tsy nafantatra, fa Andriamanitra mafantatra nalaina niakatra taigny amin'ny lagnitra fahatelo. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Za de tsy maintsy mirearea, fa tsisy na ino na ino azo avy am'zany. Fa za de hanohy ny am'reo fahitana sy reo fagnambarana ary amin'ny Tompo. Mafantatra leila akao amin'i Kristy za efatram-befolo taona lasana zay - na akao amin'ny tegna na tsy tao amin'ny tegna za tsy nafantatra, fa Andriamanitra mafantatra nalaina niakatra taigny amin'ny lagnitra fahatelo. \ No newline at end of file diff --git a/12/03.txt b/12/03.txt index 225e329..9bc1b33 100644 --- a/12/03.txt +++ b/12/03.txt @@ -1 +1 @@ -Ary fantatro fa io leila io na akao amin'ny tegna, na ambelan'ny tegna, za tsy mafantatra fa Andriamanitra mafantatra, de nalaina niakatra tao amin'ny paradisa ary nareigny ra ze tegna masina lôtra amin'ny ôla ny hilaza an'azy. Amin'ny agnaran'ny ôla salan'zany de hirearea za. Fa amin'ny agnaran'ny tegnako de tsy hirearea za, afa-tsy ny momba an'reo falemeko. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Ary fantatro fa io leila io na akao amin'ny tegna, na ambelan'ny tegna, za tsy mafantatra fa Andriamanitra mafantatra, de nalaina niakatra tao amin'ny paradisa ary nareigny ra ze tegna masina lôtra amin'ny ôla ny hilaza an'azy. Amin'ny agnaran'ny ôla salan'zany de hirearea za. Fa amin'ny agnaran'ny tegnako de tsy hirearea za, afa-tsy ny momba an'reo falemeko. \ No newline at end of file diff --git a/12/19.txt b/12/19.txt index aa728db..c5c6d72 100644 --- a/12/19.txt +++ b/12/19.txt @@ -1 +1 @@ -Nga ma nieritreritra anareo fa nandritra an'zany fotôna daôly zany de niaro ny tegnanay taminareo zahay? Aketo agnatrehan'Andriamanitra no itaravanay tao amin'i Kristy ny ra daôly mba ho fampaerezana an'nareo. \ No newline at end of file +\v 19 Nga ma nieritreritra anareo fa nandritra an'zany fotôna daôly zany de niaro ny tegnanay taminareo zahay? Aketo agnatrehan'Andriamanitra no itaravanay tao amin'i Kristy ny ra daôly mba ho fampaerezana an'nareo. \ No newline at end of file diff --git a/12/20.txt b/12/20.txt index 299aee5..65d115c 100644 --- a/12/20.txt +++ b/12/20.txt @@ -1 +1 @@ -Fa matatra za sao de rafa tonga za de mety tsy haita an'nareo araka ny fagnantenako. Matatra za sao de mety hisy fifandirana, fialonana, firehetan'ny fatezerana, fikasana amin'ny fitiavan-tegna, fifosana, fieboebona, fikorontagnana. Matatra za sao de rafa miverigna anà akao agnatrenareo ny Andriamanitro. Matatra za sao de alahelo ny am'reo ze nanota teo alô, ka mbola tsy nibebaka tamin'ny folotaona sy ny fijangajangana ary ny fijejofejôna feno fagnirian-dratsy ze nataon-jareo. \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 Fa matatra za sao de rafa tonga za de mety tsy haita an'nareo araka ny fagnantenako. Matatra za sao de mety hisy fifandirana, fialonana, firehetan'ny fatezerana, fikasana amin'ny fitiavan-tegna, fifosana, fieboebona, fikorontagnana. Matatra za sao de rafa miverigna anà akao agnatrenareo ny Andriamanitro. Matatra za sao de alahelo ny am'reo ze nanota teo alô, ka mbola tsy nibebaka tamin'ny folotaona sy ny fijangajangana ary ny fijejofejôna feno fagnirian-dratsy ze nataon-jareo. \ No newline at end of file