@ -1 +1 @@
Magniry za mbô ahafanareo mamela anà hagnano fadalana kely sasagny
\v 1 \v 2 Magniry za mbô ahafanareo mamela anà hagnano fadalana kely sasagny. Fa tegna mamela anà tokô anareo! Fa saro-piaro ny momba an'nareo za. Managna fahasarotam-paiaro araka an'Andriamanitra