auto save
This commit is contained in:
parent
9654d1002b
commit
df911f193a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8 \v 10 Na de nampalahelo an'nareo aza ny taratasiko, de tsy manengnina ntsony, na de efa nanegnina ihany aza teo; fa fantatro fa efa nampalaelo an'nareo ny taratasiko izany. Fa nalaelo tamin'ny fotôna foika anareo. \v 9 Am'zao fotôna zao de faly za, tsy hoe satria ory nareo, fa ny alaelonareo no nitondra an'nareo ho amin'ny fibebana. Anareo de niaigna ny fahoriana akao amin'Andriamanitra, ka tsy nisy very ny nijalenareo ho an'nay. Ny fahorena akao amin'ny fibebana tsisy fanegnenana. Na zany aza, ny alahelo
|
||||
\v 8 Na de nampalahelo an'nareo aza ny taratasiko, de tsy manengnina ntsony, na de efa nanegnina ihany aza teo; fa fantatro fa efa nampalaelo an'nareo ny taratasiko izany. Fa nalaelo tamin'ny fotôna foika anareo. \v 9 Am'zao fotôna zao de faly za, tsy hoe satria ory nareo, fa ny alaelonareo no nitondra an'nareo ho amin'ny fibebana. Anareo de niaigna ny fahoriana akao amin'Andriamanitra, ka tsy nisy very ny nijalenareo ho an'nay. \v 10 Ny fahorena akao amin'ny fibebana tsisy fanegnenana. Na zany aza, ny alahelon'zao tontolo sao, de mitondra fafatesana.
|
Loading…
Reference in New Issue