auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-03 09:59:58 +03:00 committed by root
parent 1df1e9a463
commit d7b15344dc
10 changed files with 0 additions and 10 deletions

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 3 \v 4 Deraina anie ny Andriamanitra Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika, ze nitahy antsika tao amin'i Kristy tamin'ny fitahiam-panahy daôly avy aigny an-dagnitra akao alin'i Kristy. Andriamanitra nifidy antsika takao amin'Azy hatramin'ny fentombôn'zao tontolo zao mbô ho masina sy tsy manan-tsigny akao agnatreny tsikana.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 5 \v 6 Andriamanitra de nisafidy antsika melô ho amin'ny fananganana ho zanaka tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy araka ny sitrapony. Ny fananganana antsika de mitondra amin'ny fiderana ny fasoavana be voninatra ze nameny antsikana maimaim-pôgna takao am'le raika ze tieny.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 7 \v 8 Akao amin'i Kristy Jesosy de nahazo fagnavotana amin'ny rany sy ny famelankeloka tsikana, araka ny harem-pasoavany. Natsangany tamintsikana tamin'ny fahendrena sy halalana daôly zany fasoavana zany.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 9 \v 10 Nataon'Andriamanitra fantatra tamitsika ny zava-miafin'ny sitrapony, araka ze tieny sy ze nasehony takao amin'i Kristy, niaraka tamin'ny fandaharana raika amin'ny fafenon'ny fotôna, hagnangonana ny ra daôly, aty an-tany sy aigny an-dagnitra, ho lôha raika, na Kristy aza.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 11 \v 12 Akao amin'i Kristy de vôtendry ho mpandova tsikana. Nofidina melô araka ny fandaharanle mampiasa ny ra daôly araka ny tanjon'ny sitrapony tsikana. Andriamanitra nanendry antsika ho mpandova mbô ho tsika no managna fatokisana vôlôny akao amin'i Kristy, mbô ho fiderana ny voninahiny tsikana.

View File

@ -1 +0,0 @@
Takao amin'i Kristy, anareo kô, rafa naregny ny tenin'ny famarinana, de ny filazantsaran'ny famonjena an'nareo, de nino an'Azy anareo ary vôtomboka tamle Fanahy Masina nampanantenaina, ze azo antoka ho an'ny lovan-tsika mandrapazahôtsika tanteraka an'zany, ho fiderana ny voninahiny.

View File

@ -1 +0,0 @@
Noho zany antony zany, hatamin'ny narignesako ny finoanareo ny Tompo Jesosy ary ny fitiavanareo reo ôlo-masiny daôly, de tsy mitsatra ny misaotra an'Andriamanitra za ny aminareo ary tsarôvako am-bavaka anareo.

View File

@ -1 +0,0 @@
Mivavaka za mbô ny Andriamanitr'i Jesosy hagnome an'nareo ny fanahin'ny fahendrena sy fagnambarana amin'ny falalana an'Azy. Mivavaka za mbô hagnazavany ny mason'ny fonareo, mbô afantaranareo ny toky ze nagnantsovany an'nareo sy ny haren'ny voninahitry ny lova akeo am'reo ôlo-masin'Andriamanitra daôly.

View File

@ -1 +0,0 @@
Akao amin'ny fivavako de mangataka za mbô afantaranareo ny fihoaran'ny hagedan'ny heriny akao amintsikana ze mino, araka ny fiasan'ny heriny gedabe. Zany hery zany no nampiasain'Andriamanitra takao amin'i Kristy rafa natsangany tamin'ny maty Izy ary napetragny takeo an-tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. Kristy de napetragny ho ambonin'ny lalàna sy ny faefana ary ny hery sy fitsarana, ary ny agnarana daôly ze misy. Hanapaka Kristy, tsy ho am'zao vanim-potôna zao fôgna, fa ho amin'ny vanim-potôna ho avy kô.

View File

@ -1 +0,0 @@
Napetrak'Andriamanitra ho akao ambanin'ny tongotr'i Kristy ny ra daôly ary natolony ho lôhan'ny ra daôly akao amin'ny fiangonana Izy. Ny fiangonana no vatagny, le fafenôn'le mameno ny ra daôly amin'ny endrigny daôly.