auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-22 06:44:54 +08:00 committed by root
parent f4d64f19bc
commit ce406ea505
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary fantatro fa io leila io na akao amin'ny tegna, na ambelan'ny tegna, za tsy mafantatra fa Andriamanitra mafanta
Ary fantatro fa io leila io na akao amin'ny tegna, na ambelan'ny tegna, za tsy mafantatra fa Andriamanitra mafantatra, de nalaina niakatra tao amin'ny paradisa ary nareigny ra ze tegna masina lôtra amin'ny ôla ny hilaza an'azy. Amin'ny agnaran'ny ôla salan'zany de hirearea za. Fa amin'ny agnaran'ny tegnako de tsy hirearea za, afa-tsy ny momba reo fah