auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 06:47:14 +08:00 committed by root
parent 01cec51e13
commit c9ca43d475
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany de matokisa hatraigny. Tongava saigna fa raha akao an-dragno amin'ny vatagna ntsika, de lavitra ny Tompo. Fa mande amin'ny finona ntsika, fa tsy amin'ny fahitana. Noho zany tsika de managna fatokisana. Al
Noho zany de matokisa hatraigny. Tongava saigna fa raha akao an-dragno amin'ny vatagna ntsika, de lavitra ny Tompo. Fa mande amin'ny finona ntsika, fa tsy amin'ny fahitana. Noho zany tsika de managna fatokisana. Aleontsika lavitry ny vatagna fa akao an-dragno miaraka amin'ny Tompo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ka de ataontsika tanjona izany, na aigny an-dragno tsika na lavitra, de mba hahafinaritra