Mon Jun 08 2020 17:48:26 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 17:48:26 +03:00
parent 7a7ba1b5d3
commit bb0197ce5f
6 changed files with 28 additions and 21 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Paoly, Apostoly raika an'i Kristy Jesosy tamin'ny sitrapon'Andriamanitra, sy Timoty ralahintsika, ho an'ny fiangonan'Andriamanitra ze akao amin'ny Korinto, ary ho an'reo mpino daôly manerana ny faritry Akaia. Ho aminareo anie ny fahasoavana ary ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Tompo Jesosy Kristy.
\c 1 \v 1 Paoly, Apostoly raika an'i Kristy Jesosy tamin'ny sitrapon'Andriamanitra, sy Timoty ralahintsika, ho an'ny fiangonan'Andriamanitra ze akao amin'ny Korinto, ary ho an'reo mpino daôly manerana ny faritry Akaia. \v 2 Ho aminareo anie ny fahasoavana ary ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Tompo Jesosy Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Ho Deraina anie ny Andriamanitra sy Rain'ny Tompotsika Jesosy Kristy. Izy no Rain'ny famondram-po daôly sy Andriamanitra ny fampiononanana daôly. Andriamanitra de mampionona antsika amin'ny fahoriantsika daôly, ka mbô afantsika mampionona reo ze akao agnaty fahorena. Tsikana de mampionona reo hafa salan'ny fampiononana ze nampiasain'Andriamanitra ampiononana antsika.
\v 3 Ho Deraina anie ny Andriamanitra sy Rain'ny Tompotsika Jesosy Kristy. Izy no Rain'ny famondram-po daôly sy Andriamanitra ny fampiononanana daôly. \v 4 Andriamanitra de mampionona antsika amin'ny fahoriantsika daôly, ka mbô afantsika mampionona reo ze akao agnaty fahorena. Tsikana de mampionona reo hafa salan'ny fampiononana ze nampiasain'Andriamanitra ampiononana antsika.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Fa salan'ny hitomboan'ny fijalen'i Kristy nohon'ny aminay, no hitomboan'ny fampiononana an'nay ka amin'ny alalan'i Kristy. Fa raha nampahoriana ze, zany de ho an'ny fampiononana sy famonjena an'nareo. Ary raha nampiononona zahay, zany de ho an'ny fampiononana an'nareo. Ny fampiononanareo de mandaitra rafa mana-paharetana hizara reo fijalena ze mitovy amin'ny fijalenay kô. Fa ny fatokisanay momba an'nareo de azo antoka, satria zahay de mafantatra fa anareo kô de mizara reo fijalena, anareo kô de mizara fampiononana.
\v 5 Fa salan'ny hitomboan'ny fijalen'i Kristy nohon'ny aminay, no hitomboan'ny fampiononana an'nay ka amin'ny alalan'i Kristy. \v 6 Fa raha nampahoriana ze, zany de ho an'ny fampiononana sy famonjena an'nareo. Ary raha nampiononona zahay, zany de ho an'ny fampiononana an'nareo. Ny fampiononanareo de mandaitra rafa mana-paharetana hizara reo fijalena ze mitovy amin'ny fijalenay kô. \v 7 Fa ny fatokisanay momba an'nareo de azo antoka, satria zahay de mafantatra fa anareo kô de mizara reo fijalena, anareo kô de mizara fampiononana.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
2 Korintiana

View File

@ -1,17 +1,10 @@
{
"project": {
"id": "2co",
"name": ""
},
"type": {
"id": "text",
"name": "Text"
},
"package_version": 7,
"format": "usfm",
"generator": {
"name": "ts-desktop",
"build": "3"
},
"package_version": 7,
"target_language": {
"name": "Sihanaka",
"direction": "ltr",
@ -20,24 +13,37 @@
"is_gateway_language": false,
"id": "plt-x-sihanaka"
},
"format": "usfm",
"project": {
"id": "2co",
"name": "2 Corinthians"
},
"type": {
"id": "text",
"name": "Text"
},
"resource": {
"id": "reg"
},
"translators": [
"PLT-MAD010",
"MAD012"
],
"source_translations": [
{
"language_id": "plt",
"resource_id": "ulb",
"checking_level": "3",
"date_modified": 20181101,
"date_modified": "2018-11-01T00:00:00+00:00",
"version": "7.1"
}
],
"translators": [
"PLT-MAD010",
"MAD012",
"Dell"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"02-01",
"02-03",
"02-05",
@ -69,6 +75,7 @@
"05-16",
"05-18",
"05-20",
"06-title",
"07-01",
"07-02",
"07-05",
@ -101,6 +108,7 @@
"10-13",
"10-15",
"10-17",
"11-title",
"12-01",
"12-03",
"12-06",
@ -110,9 +118,6 @@
"12-16",
"12-19",
"12-20",
"front-title",
"06-title",
"11-title",
"13-title"
]
}