auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 06:35:28 +08:00 committed by root
parent a4bb350933
commit a759f49391
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Manomboka hidera-tegna ndre ma zahy? Izahy de tsy mila an'reo taratasy fagnamarinana aminareo na avy aminareo, ôtran'ny ôla sasagny, sa tsy zany? Ny tegnanareo no taratasy fagnamarinanay, ze vôsoratra akao am-pontsika, ze fantatra ary vakian'ny ôla daôly. Anareo no mampibôgna fa taratasy fagnamabarana avy am'Kristy, ze natolontsika. Zany de tsy vôsoratra tam'
Manomboka hidera-tegna ndre ma zahy? Izahy de tsy mila an'reo taratasy fagnamarinana aminareo na avy aminareo, ôtran'ny ôla sasagny, sa tsy zany? Ny tegnanareo no taratasy fagnamarinanay, ze vôsoratra akao am-pontsika, ze fantatra ary vakian'ny ôla daôly. Anareo no mampibôgna fa taratasy fagnamabarana avy am'Kristy, ze natolontsika. Zany de tsy vôsoratra tam'ranomainty fa tam'Fagnan'le Andriamanitra velona. Zany de tsy vôsoratra tam'takela