auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 15:02:48 +03:00 committed by root
parent 5e40109764
commit a34de67ab0
7 changed files with 7 additions and 0 deletions

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \v 2 Fagnintelony zao no nandalôvako taty aminareo. "Ny fempangana daôly de tsy maintsy miorigna amin'ny porofo amin'ny vavolombelona roey na telo." Efa nitare tam'reo ze nagnota za talô sy tam'reo ambiny daôly rafa takeo fanindrôny, ary lazaiko ndre zany: "Rafa tonga ndre za, de tsy hiantra an-jareo za."

1
13/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 \v 4 Mikoragna an'nareo an'zany za satria anareo de mikaraka porofo fa i Kristy de miteny amin'ny alalako. Tsy marefo aminareo Izy. Fa kosa, mahery akao aminareo Izy. Fa Izy nombohana amin'ny falemena, nefa velogna tamin'ny herin'Andriamanitra. Fa tsika kosa de marefo akao amin'Azy, kanefa tsika de miara-miaigna amin'ny herin'Andriamanitra akeo agnivonareo.

1
13/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 \v 6 Dinio ny tegnanareo raha tenareo ho hita fa akao amin'ny finoana anareo. Tsapao ny tegnanareo. Tsy mbola azonareo an-tsaigna ma zany momba ny amin'ny tegnanareo fa i Jesosy Kristy de akao aminareo? Raha ôtra anareo ka tsy nahomby tamin'ny fitsapana.Ary za matoky fa anareo de hagneky fa tsika de nahomby am'zany.

1
13/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 \v 8 Am'zao fotôna zao tsika de mivavaka amin'Andriamanitra fa tsy afaka ny hagnano ra ratsy anareo. Za de tsy mivavaka ny afaka ahitana fa tsika de nahomby amin'ny fitsapana. Fa kosa, za de nivavaka ny mbô afahanareo magnano ze mety kanefa tsika de mety ho hita ho ôtran'ny tsy nahomby tamin'ny fitsapana. Fa tsika de tsy afaka ny hagnano ra magnohitra amin'ny famarinana, fa ho an'ny famarinana rerika fôgna.

1
13/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 10 Fa tsika de mifaly rafa marefo ary mafy anareo. Fa tsika fôgna kô de mivavaka mbô ho ataontsika feno anareo. Magnoratra an'reto ra reto za raha magnalavitra an'nareo za, ka rafa miaraka aminareo za de tsy vôtery mitondra an'nareo am-pasosena amin'ny fampesana ny faefako - ze namen'ny Tompo anà - mbô ananganako an'nareo ary tsy hanimba an'nareo.

1
13/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
"Taigny am-pendohana, ry Tompo, Anao no namorona ny fototry ny tany. Reo lagnitra de asan'ny tananao. Ho levona zareo, fa Anao hanohy. Ho rivotra salan'ny tapa-damba zareo. Hamoritra an-jareo salan'ny fitadena anao, ary hovana salan'ny poti-damba zareo. Fa anao de salan'zany, ary ny taonanao de tsy hanam-pataperana."

1
13/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 \v 14 Reo mpino daôly de magnano veloma an'nareo. [Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de magnambatra ny andininy faha 13 amin'ny andininy faha 14 ho andininy faha 13.] Enga anie ny fahasoavan'ny Tompo Jesosy Kristy, ny fitiavan'Andriamanitra, sy ny fiarahana amin'ny Fanahy Masina ho akao aminareo daôly.