auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 06:35:28 +08:00 committed by root
parent b0a1588a28
commit a0f19f3131
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Satria mijoro vavolombelona za fa nagnano be araka ze vitany zareo, ary mihôtra an'ze vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon-jareo manokana sy niaraka tam'fitalahona mafy no nangatan-jareo taminay ny fahafahana mba hanagna anjara am'ty asa fanompona akeo am'roe mpino ty. Tsy nibôgan arak'izay nante
Satria mijoro vavolombelona za fa nagnano be araka ze vitany zareo, ary mihôtra an'ze vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon-jareo manokana sy niaraka tam'fitalahona mafy no nangatan-jareo taminay ny fahafahana mba hanagna anjara am'ty asa fanompona akeo am'roe mpino ty. Tsy nibôgan arak'izay nantenanay zany. Fa kosa nanototra ny tegnany melô tamin'Andriamanitra zareo. Ary nanolo-tegna ho an'ny jareo tamin'ny sitrapon'Andriamanitra.

1
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ka namporisika an'i Titosy zahay, ze fa nanomboka an'zany asa zany, mba hagnatanteraka ny fasoavana akeo aminr