auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-13 19:42:29 +03:00 committed by root
parent fe9715dc91
commit 9dc6706755
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa tsy tenay
Fa tsy tenay anareo tsy afantatra, ry ralahy, ny am'reo ôla nanjo an'nay taigny Asia. Zahay de novesarina tanteraka mihôtran'ze tokony ho zakanay, betsaka lôtra ka tsy nagnantegna ny hiaigna ela tsony zahay. Takeo aminay tokoa ny fanamelôhana ho faty. Fa zany no nahatonga an'nay tsy hametraka ny tokinay akeo amin'ny tegnanay iany,