diff --git a/08/06.txt b/08/06.txt index 45ef2df..566c99d 100644 --- a/08/06.txt +++ b/08/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 Ka namporisika an'i Titosy zahay, ze fa nanomboka an'zany asa zany, mba hagnatanteraka ny fasoavana akeo aminareo. Fa anareo kosa de manan-karena am'ra daôly, amin'ny finona, amin'ny teny, amin'ny falalana amin'ny fazotona daôly, ary amin'ny fitiavana an'nay. Ka ataovo azo antoka mba hanan-karena am'zany asa fahasoavana anareo. (Ny ULB sy ny UDB, miaraka am'reo dikan-teny maro hafa, de mivaky salan'zao: "Akao amin'ny fitiavanao an'nay." Ny dikan-teny hafa de mivaky ôtran'zao: "Ary akao amin'ny fitiavanay an'nareo.") \ No newline at end of file +\v 6 Ka namporisika an'i Titosy zahay, ze fa nanomboka an'zany asa zany, mba hagnatanteraka ny fasoavana akeo aminareo. \v 7 Fa anareo kosa de manan-karena am'ra daôly, amin'ny finona, amin'ny teny, amin'ny falalana amin'ny fazotona daôly, ary amin'ny fitiavana an'nay. Ka ataovo azo antoka mba hanan-karena am'zany asa fahasoavana anareo. (Ny ULB sy ny UDB, miaraka am'reo dikan-teny maro hafa, de mivaky salan'zao: "Akao amin'ny fitiavanao an'nay." Ny dikan-teny hafa de mivaky ôtran'zao: "Ary akao amin'ny fitiavanay an'nareo.") \ No newline at end of file diff --git a/08/08.txt b/08/08.txt index d3e6a76..8322403 100644 --- a/08/08.txt +++ b/08/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Tsy mitare an'zany salan'ny didy za. Fa kosa, mitare an'zany za amin'ny fitsapana ny fahamarinan'ny fitiavanareo amin'ny fampitahana an'zany am'zotom-pon'ny ôla hafa. Satria fantantrareo ny fasoavan'ny Tompon-tsiaka Jesosy Kristy. Kana nanankarena aza izy, de lasana mahantra no nareo; ka amin'ny halalan'ny fahantrana no mety hazaônareo harena. \ No newline at end of file +\v 8 Tsy mitare an'zany salan'ny didy za. Fa kosa, mitare an'zany za amin'ny fitsapana ny fahamarinan'ny fitiavanareo amin'ny fampitahana an'zany am'zotom-pon'ny ôla hafa. \v 9 Satria fantantrareo ny fasoavan'ny Tompon-tsiaka Jesosy Kristy. Kana nanankarena aza izy, de lasana mahantra no nareo; ka amin'ny halalan'ny fahantrana no mety hazaônareo harena. \ No newline at end of file diff --git a/08/10.txt b/08/10.txt index 127ff64..2936317 100644 --- a/08/10.txt +++ b/08/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Am'zany koragna zany de hagnome toro-hevitra an'nareo za ze hagnampy an'nareo. Herintaona lasana zay, de tsy nanomboka nagnano ra fôgna nareo, fa nagniry ny magnano an'zany. Am'zao vitao zany, ôtran'ny nisian'ny zotom-po sy ny fagnirina hagnano an'zany, de enga anie hagnatanteraka an'zany kô an'nareo, araka ze azonareo atao. Satria raha magniry mafy ny agnano an'zany asa zany anareo, de ra tsara sy azo ekena zany. Tsy maintsy mifototra am'zany hanagnan'ny ôla raika zany, fa tsy zay tsy hanagnany. \ No newline at end of file +\v 10 Am'zany koragna zany de hagnome toro-hevitra an'nareo za ze hagnampy an'nareo. Herintaona lasana zay, de tsy nanomboka nagnano ra fôgna nareo, fa nagniry ny magnano an'zany. \v 11 Am'zao vitao zany, ôtran'ny nisian'ny zotom-po sy ny fagnirina hagnano an'zany, de enga anie hagnatanteraka an'zany kô an'nareo, araka ze azonareo atao. \v 12 Satria raha magniry mafy ny agnano an'zany asa zany anareo, de ra tsara sy azo ekena zany. Tsy maintsy mifototra am'zany hanagnan'ny ôla raika zany, fa tsy zay tsy hanagnany. \ No newline at end of file diff --git a/08/13.txt b/08/13.txt index 472b517..92fc370 100644 --- a/08/13.txt +++ b/08/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Fa zany asa zany de tsy mba hagnamaivagna ny hafa ary hagnavesatra an'nareo. Fa kosa tokony hisy ny rariny. Ny harenareo am'zao fotôna zao de hagnome ze hilain'jareo. Ka zany kô de mba hagnomezan'ny haren'jareo ze ilainareo. Ary mba hagnomezan'jareo ny rariny. Araka ze fa vôsoratra hoe: "Le raika ze fa nanagna betsaka de tsy nanagna ambiny ary le raika ze nanagna ny kely de tsy nanagna ny tsy ampy. \ No newline at end of file +\v 13 Fa zany asa zany de tsy mba hagnamaivagna ny hafa ary hagnavesatra an'nareo. Fa kosa tokony hisy ny rariny. \v 14 Ny harenareo am'zao fotôna zao de hagnome ze hilain'jareo. Ka zany kô de mba hagnomezan'ny haren'jareo ze ilainareo. Ary mba hagnomezan'jareo ny rariny. \v 15 Araka ze fa vôsoratra hoe: "Le raika ze fa nanagna betsaka de tsy nanagna ambiny ary le raika ze nanagna ny kely de tsy nanagna ny tsy ampy. \ No newline at end of file diff --git a/08/16.txt b/08/16.txt index c03c916..2248f06 100644 --- a/08/16.txt +++ b/08/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 Fa an'Andriamanitra ny fisôrana, ze nametraka ny tao am-pon'i Titosy ny famatorana ze hanagnako aminareo. Fa izy tsy nagneky fôgna ny antsovintsika, fa tegna matotra ny am'zany ihany kô. Nagnatogna an'nao tam'sitrapony manokana izy. \ No newline at end of file +\v 16 Fa an'Andriamanitra ny fisôrana, ze nametraka ny tao am-pon'i Titosy ny famatorana ze hanagnako aminareo. \v 17 Fa izy tsy nagneky fôgna ny antsovintsika, fa tegna matotra ny am'zany ihany kô. Nagnatogna an'nao tam'sitrapony manokana izy. \ No newline at end of file diff --git a/08/18.txt b/08/18.txt index eafee9c..6df12aa 100644 --- a/08/18.txt +++ b/08/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 Nalefany izy niaraka tam'le rahalà ze nideraina takeo ampovôn'ny fengonana daôly nony asan'ny ze mitory ny Filazantsara. Tsy zany ihany, fa izy ihany kô de notendren'reo fengonana mba hande hiaraka aminay hitondra an'zao asan'ny fahalalan-tanana zao. Zany de ho an'ny voninahitr'izy Tompo ary ho an'ny fagnirinay hagnampy. \ No newline at end of file +\v 18 Nalefany izy niaraka tam'le rahalà ze nideraina takeo ampovôn'ny fengonana daôly nony asan'ny ze mitory ny Filazantsara. \v 19 Tsy zany ihany, fa izy ihany kô de notendren'reo fengonana mba hande hiaraka aminay hitondra an'zao asan'ny fahalalan-tanana zao. Zany de ho an'ny voninahitr'izy Tompo ary ho an'ny fagnirinay hagnampy. \ No newline at end of file diff --git a/08/20.txt b/08/20.txt index 72e8c02..ab5e384 100644 --- a/08/20.txt +++ b/08/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Mitandrina zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigny zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigna mombanay makasika an'nio asa falala-tagnana ze ataonay io. Ka mila mitandrina zahay mba hagnano ny mendrika, fa tsy akeo agnatrehan'ny Tompo rerika, fa akeo alôn'ny ôla kô. \ No newline at end of file +\v 20 Mitandrina zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigny zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigna mombanay makasika an'nio asa falala-tagnana ze ataonay io. \v 21 Ka mila mitandrina zahay mba hagnano ny mendrika, fa tsy akeo agnatrehan'ny Tompo rerika, fa akeo alôn'ny ôla kô. \ No newline at end of file diff --git a/08/22.txt b/08/22.txt index 2e05746..e72a74d 100644 --- a/08/22.txt +++ b/08/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 \v 24 Mandefa rahalà raika hafa ihany kô zahay miaraka amin'jareo. Matetika zahay no nitsapa an'azy, ary nahita an'azy mafana fo tamin'ny asa maro. Mazoto kokô izy am'zao fotôna zo no le fatokisana leibe ze hanagnany aminareo. Raha ny amin'i Titosy, izy no namako sy mpiara-miasa aminà ho an'nareo. Raha ny amin'ny rahalany, de nalefan'reo fengonana zareo. Voninahitra ho an'i Kristy izy reo. Ka abôgna an'jareo ny fitiavanareo, ary abôgna amin'ny fengonana ny antony fireharehanay momba an'nareo. \ No newline at end of file +\v 22 Mandefa rahalà raika hafa ihany kô zahay miaraka amin'jareo. Matetika zahay no nitsapa an'azy, ary nahita an'azy mafana fo tamin'ny asa maro. Mazoto kokô izy am'zao fotôna zo no le fatokisana leibe ze hanagnany aminareo. \v 23 Raha ny amin'i Titosy, izy no namako sy mpiara-miasa aminà ho an'nareo. Raha ny amin'ny rahalany, de nalefan'reo fengonana zareo. Voninahitra ho an'i Kristy izy reo. \v 24 Ka abôgna an'jareo ny fitiavanareo, ary abôgna amin'ny fengonana ny antony fireharehanay momba an'nareo. \ No newline at end of file diff --git a/09/01.txt b/09/01.txt index 93c6618..f67d5e6 100644 --- a/09/01.txt +++ b/09/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Mikasika ny asa fanompoana ho an'ny mpino, tsy tegna ilaiko ny manoratra ho an'nareo. Fantatro ny momba ny fagnirinareo, ze ireharehako am'ôlon'i Makedonia. Nolazaiko an'jareo fa Akaia de efa vonona nanomboka tam'taona lasa. Ny zotom-ponareo no nanosika ny ankamarôn'jareo hiasa. \ No newline at end of file +\v 1 Mikasika ny asa fanompoana ho an'ny mpino, tsy tegna ilaiko ny manoratra ho an'nareo. \v 2 Fantatro ny momba ny fagnirinareo, ze ireharehako am'ôlon'i Makedonia. Nolazaiko an'jareo fa Akaia de efa vonona nanomboka tam'taona lasa. Ny zotom-ponareo no nanosika ny ankamarôn'jareo hiasa. \ No newline at end of file