auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-21 08:36:11 +08:00 committed by root
parent 046204b101
commit 92d73b5042
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tonga taigny Makedonia zahay, tsisy tany niaignana ny tegnanay. No zany, tegna ory tamin'ny endrika maro zahay, no ny fifandirana taigny ivelagny sy ny tatra takao agnaty. Fa Andriamanitra, ze mapaery ny kivy de nampaery an'nay tamin'ny fatongavan'i Titosy. Tsy tamin'ny fatongavany fôgna no nampaere
Rafa tonga taigny Makedonia zahay, tsisy tany niaignana ny tegnanay. No zany, tegna ory tamin'ny endrika maro zahay, no ny fifandirana taigny ivelagny sy ny tatra takao agnaty. Fa Andriamanitra, ze mapaery ny kivy de nampaery an'nay tamin'ny fatongavan'i Titosy. Tsy tamin'ny fatongavany fôgna no nampaerezan'Andriamanitra antsika. Fa tamin'ny fampaerezana ze noraisin'i Titosy avy tamin'nareo. Miteny an'tsika izy amin'ny habeazan'ny fitiavanareo, ny alaelonareo, ary ny fiahianareo anà mafy ka fal