auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 08:11:44 +03:00 committed by root
parent c08ee989d4
commit 91f99ff8ca
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Miara-miasa amin'azy, zahay iany kô de mampirisika an'nareo tsy handray ny fahasoavan'Andriamanitra fahatany. Fa nitare izy hoe: "Tamin'ny fotôna mety de nitaino an'nareo Za, ary tamin'ny andron'ny famonjena de nagnampy an'nareo Za. Jerevo, am'zao fotôna zao no fotôna mety. Jerevo, am'zao fotôna zao no andron'ny famonjena. Tsy mametraka vato fagnafitohinana akeo agnolô
Miara-miasa amin'azy, zahay iany kô de mampirisika an'nareo tsy handray ny fahasoavan'Andriamanitra fahatany. Fa nitare izy hoe: "Tamin'ny fotôna mety de nitaino an'nareo Za, ary tamin'ny andron'ny famonjena de nagnampy an'nareo Za. Jerevo, am'zao fotôna zao no fotôna mety. Jerevo, am'zao fotôna zao no andron'ny famonjena. Tsy mametraka vato fagnafitohinana akeo agnolôn'iza n'iza zahay, fa zahay tsy nagniry ny haharatsy laza ny asa fagnomônay.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa kosa, zahay de manaporofo ny tegnanay am'ny asanay daôly, fa mpanompon'Andriamanitra zahay. Zahay no mpanompony amin'ny fiaretana be, fahoriana, faharetana, fasarotana, reo kaôka,