auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 06:35:28 +08:00 committed by root
parent 5150cc73d9
commit 91d390d3e0
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary ny asa ze niteraka fafatesana - de vôsoratra akeo ambonin'ny vato - de tonga tamim-boninahitra leibe ka ny vahôkan'Israely de tsy afaka nibanjina ny tavan'i Mosesy. za Ho voninahitra leibe ôtran'ny ahôna ny asa ze ataon'ny Fagna?
Ary ny asa ze niteraka fafatesana - de vôsoratra akeo ambonin'ny vato - de tonga tamim-boninahitra leibe ka ny vahôkan'Israely de tsy afaka nibanjina ny tavan'i Mosesy. Zany de nony voninahitry ny tavany, ny voninahitra ze nihalevona. Ho voninahitra leibe ôtran'ny ahôna ny asa ze ataon'ny Fagna?

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha managna voninahitra ny asan'ny fagnamelohana, de ôtran'ny akôry ny fitombon'ny voninahitrin'ny asan'ny famarinana!
Fa raha managna voninahitra ny asan'ny fagnamelohana, de ôtran'ny akôry ny fitombon'ny voninahitrin'ny asan'ny famarinana! Satria tokô, ze namena voninahitra ndray mande de tsy hanambo