diff --git a/05/09.txt b/05/09.txt index aed1f0e..02c145e 100644 --- a/05/09.txt +++ b/05/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Ka de ataontsika tanjona izany, na aigny an-dragno tsika na lavitra, de mba hahafinaritra an'Azy. Fa tsika daôly de tsy maintsy hibôgna akeo alôn'ny seza fitsaran'i Kristy, mba ho valin'ny zava-bitan'reo tsiraikarika tao amin'ny vatagna, na ho amin'ny tsara zany no ho amin'ny ratsy. \ No newline at end of file +\v 9 Ka de ataontsika tanjona izany, na aigny an-dragno tsika na lavitra, de mba hahafinaritra an'Azy. \v 10 Fa tsika daôly de tsy maintsy hibôgna akeo alôn'ny seza fitsaran'i Kristy, mba ho valin'ny zava-bitan'reo tsiraikarika tao amin'ny vatagna, na ho amin'ny tsara zany no ho amin'ny ratsy. \ No newline at end of file diff --git a/05/11.txt b/05/11.txt index 98950c8..d3cb5c7 100644 --- a/05/11.txt +++ b/05/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Ary no zany, de ny fafataranany fatahôrana ny Tompo, no handresentsika lahatra ny ôla. Ny maha-tsika antsika de hitan'Andriamanitra mazava. Antenaiko fa mazava amin'ny feon'ny fieritreretanareo kô zany. Tsy miezaka ny handresy lahatra an'nareo ndrey zahay mba hizaha an'ny ôtran'ny mahitsy fo. Fa kosa, magnome antony ho an'nareo mba hirehareha nony aminay zahay, mba hanagnanareo valin-teny ho an'reo ze mirehareha amin'ny endrika avelagny fa tsy ny am'ze akao am-po. \ No newline at end of file +\v 11 Ary no zany, de ny fafataranany fatahôrana ny Tompo, no handresentsika lahatra ny ôla. Ny maha-tsika antsika de hitan'Andriamanitra mazava. Antenaiko fa mazava amin'ny feon'ny fieritreretanareo kô zany. \v 12 Tsy miezaka ny handresy lahatra an'nareo ndrey zahay mba hizaha an'ny ôtran'ny mahitsy fo. Fa kosa, magnome antony ho an'nareo mba hirehareha nony aminay zahay, mba hanagnanareo valin-teny ho an'reo ze mirehareha amin'ny endrika avelagny fa tsy ny am'ze akao am-po. \ No newline at end of file diff --git a/05/13.txt b/05/13.txt index 851a1dc..3ba5863 100644 --- a/05/13.txt +++ b/05/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. Fa ny fitiavan'i Kristy no manery an'nay, satria azonay antoka; nisy ôla raika maty hamonjy ny daôly, ary no zany de maty kô izy daôly. Maty Izy hoan'ny daôly, mba tsy velona ho an'ny tegnan-jareo ze velona ntsony ze velona fa ho an'Azy ze maty ary natsangana nony fitiavana an'azy reo. \ No newline at end of file +\v 13 Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. \v 14 Fa ny fitiavan'i Kristy no manery an'nay, satria azonay antoka; nisy ôla raika maty hamonjy ny daôly, ary no zany de maty kô izy daôly. \v 15 Maty Izy hoan'ny daôly, mba tsy velona ho an'ny tegnan-jareo ze velona ntsony ze velona fa ho an'Azy ze maty ary natsangana nony fitiavana an'azy reo. \ No newline at end of file diff --git a/05/16.txt b/05/16.txt index 9b25aea..0f30d24 100644 --- a/05/16.txt +++ b/05/16.txt @@ -1 +1 @@ -No zany antony zany, manomboka zao de tsy mitsara n'iza n'iza araka ny fomban'olombelona stsika, na de efa nizaha an'i Kristy ôtran'zany aza ntsika talô. Fa am'zao fotôna zao kosa ntsika de tsy mitsara n'iza n'iza ôtran'zany intsony. No zany, raha misy ôla akao amin'i Kristy, de olom-baovao izy. \ No newline at end of file +\v 16 No zany antony zany, manomboka zao de tsy mitsara n'iza n'iza araka ny fomban'olombelona stsika, na de efa nizaha an'i Kristy ôtran'zany aza ntsika talô. Fa am'zao fotôna zao kosa ntsika de tsy mitsara n'iza n'iza ôtran'zany intsony. \v 17 No zany, raha misy ôla akao amin'i Kristy, de olom-baovao izy. \ No newline at end of file diff --git a/05/18.txt b/05/18.txt index e975ab0..be3780a 100644 --- a/05/18.txt +++ b/05/18.txt @@ -1 +1 @@ -Reo ra daôly reo de avy amin'Andriamanitra. Nampihevaniny tamin'ny tegnany amin'i Kristy ntsika, ka nameny antsika ny asa fanompoan'ny fampihavanana. Zany hoe: akao amin'ty Andriamanitra no mampihavana an'zao tontolo zao amin'ny tegnany, tsy magnisa ny fahadison-jareo amin-jareo. Nankigniny aminay ny hafatry ny fampihavanana. \ No newline at end of file +\v 18 Reo ra daôly reo de avy amin'Andriamanitra. Nampihevaniny tamin'ny tegnany amin'i Kristy ntsika, ka nameny antsika ny asa fanompoan'ny fampihavanana.\v 19 Zany hoe: akao amin'ty Andriamanitra no mampihavana an'zao tontolo zao amin'ny tegnany, tsy magnisa ny fahadison-jareo amin-jareo. Nankigniny aminay ny hafatry ny fampihavanana. \ No newline at end of file diff --git a/05/20.txt b/05/20.txt index f00078e..786f13a 100644 --- a/05/20.txt +++ b/05/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Ka de vôtendry ho mpisolo-tegnan'i Kristy zahay, ary salan'ny hoe: amin'ny alalanay no hagnanôvan'Andriamanitra ny fagnantsovany. Mangataka an'nareo nony am'i Kristy zahay: "Mivana amin'Andriamanitra!" Nataony sorogna nony fahotantsika Kristy. Izy le tokana ze tsy nagnota miitsy. Nataony zany mba ho tonga famarinan'Andriamanitra akao amin'azy kô tsika. \ No newline at end of file +\v 20 Ka de vôtendry ho mpisolo-tegnan'i Kristy zahay, ary salan'ny hoe: amin'ny alalanay no hagnanôvan'Andriamanitra ny fagnantsovany. Mangataka an'nareo nony am'i Kristy zahay: "Mivana amin'Andriamanitra!" \v 21 Nataony sorogna nony fahotantsika Kristy. Izy le tokana ze tsy nagnota miitsy. Nataony zany mba ho tonga famarinan'Andriamanitra akao amin'azy kô tsika. \ No newline at end of file diff --git a/07/02.txt b/07/02.txt index 655b78f..6d14bf0 100644 --- a/07/02.txt +++ b/07/02.txt @@ -1 +1 @@ -\v 2 \v 3 \v 4 Raiso zahay! Fa tsy nagnano ratsy tam'zany izy. Tsy nandratra na nagnanbaka n'iza n'iza zahay. Tsy hagnameloka an'reo no hitinenako an'zao. Fa efa nolazaiko fa akao amponay nareo, fa miara-laty ary miara-belona tsika. Managna fatokisana be an'nareo za, ary mirearea nony aminareo. Feno fiononana za. Mihô-pampagna ny hafaleko na de akao aza ny fampahorena maro. \ No newline at end of file +\v 2 Raiso zahay! Fa tsy nagnano ratsy tam'zany izy. Tsy nandratra na nagnanbaka n'iza n'iza zahay. \v 3 Tsy hagnameloka an'reo no hitinenako an'zao. Fa efa nolazaiko fa akao amponay nareo, fa miara-laty ary miara-belona tsika. \v 4 Managna fatokisana be an'nareo za, ary mirearea nony aminareo. Feno fiononana za. Mihô-pampagna ny hafaleko na de akao aza ny fampahorena maro. \ No newline at end of file diff --git a/07/05.txt b/07/05.txt index b516ef0..78dbf3d 100644 --- a/07/05.txt +++ b/07/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Rafa tonga taigny Makedonia zahay, tsisy tany niaignana ny tegnanay. No zany, tegna ory tamin'ny endrika maro zahay, no ny fifandirana taigny ivelagny sy ny tatra takao agnaty. Fa Andriamanitra, ze mapaery ny kivy de nampaery an'nay tamin'ny fatongavan'i Titosy. Tsy tamin'ny fatongavany fôgna no nampaerezan'Andriamanitra antsika. Fa tamin'ny fampaerezana ze noraisin'i Titosy avy tamin'nareo. Miteny an'tsika izy amin'ny habeazan'ny fitiavanareo, ny alaelonareo, ary ny fiahianareo anà mafy. Ka faly madrakariva za. \ No newline at end of file +\v 5 Rafa tonga taigny Makedonia zahay, tsisy tany niaignana ny tegnanay. No zany, tegna ory tamin'ny endrika maro zahay, no ny fifandirana taigny ivelagny sy ny tatra takao agnaty. \v 6 Fa Andriamanitra, ze mapaery ny kivy de nampaery an'nay tamin'ny fatongavan'i Titosy. \v 7 Tsy tamin'ny fatongavany fôgna no nampaerezan'Andriamanitra antsika. Fa tamin'ny fampaerezana ze noraisin'i Titosy avy tamin'nareo. Miteny an'tsika izy amin'ny habeazan'ny fitiavanareo, ny alaelonareo, ary ny fiahianareo anà mafy. Ka faly madrakariva za. \ No newline at end of file diff --git a/07/08.txt b/07/08.txt index dbd409b..d58647e 100644 --- a/07/08.txt +++ b/07/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 Na de nampalahelo an'nareo aza ny taratasiko, de tsy nampanegnina anà zany. Fa nanegnina tam'zany za nefa nahita fa nampalaelo an'nareo ny taratasiko. Fa nalaelo tamin'ny fotôna foika anareo. Am'zao fotôna zao de faly za, tsy hoe satria ory nareo, fa ny alaelonareo no nitondra an'nareo ho amin'ny fibebana ny mba hatanteraka ny famonjena tsisy negnina. Na zany aza, ny alaelon'zao tontolo zao, de mitondra fafatesana. \ No newline at end of file +\v 8 \v 10 Na de nampalahelo an'nareo aza ny taratasiko, de tsy nampanegnina anà zany. Fa nanegnina tam'zany za nefa nahita fa nampalaelo an'nareo ny taratasiko. Fa nalaelo tamin'ny fotôna foika anareo. \v 9 Am'zao fotôna zao de faly za, tsy hoe satria ory nareo, fa ny alaelonareo no nitondra an'nareo ho amin'ny fibebana ny mba hatanteraka ny famonjena tsisy negnina. Na zany aza, ny alaelon'zao tontolo zao, de mitondra fafatesana. \ No newline at end of file diff --git a/07/11.txt b/07/11.txt index 0fa3582..c8f04ad 100644 --- a/07/11.txt +++ b/07/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Zahao ny vokatry ny fikirizanareo tamin'ny fahorena tao amin'Andriamanitra. Geda tokotra ny fikirizana tao amin'nareo mba hagnaporofona fa tsy manan-tsiny anareo. Geda tokotra ny fasorenanareo ny tatranareo, ny alaelonareo, ny fotom-ponareo, ary ny fagnirinareo ahitany famasinana ze tokony atao. Amin'ny ra daôly de nagna-porofo tamin'ny tegnanareo anareo mba tsy meloka am'zany raharaha zany. Na de nanoratra tamin'nareo aza Za, Izaho de nanoratra ho an'reo mpagnano ratsy, na ho an'ny raika ze miharitra ny ratsy. Nanoratra za mba tokony hampafantarana ny fazotoanareo teo aminay akeo agnatrehan'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 11 Zahao ny vokatry ny fikirizanareo tamin'ny fahorena tao amin'Andriamanitra. Geda tokotra ny fikirizana tao amin'nareo mba hagnaporofona fa tsy manan-tsiny anareo. Geda tokotra ny fasorenanareo ny tatranareo, ny alaelonareo, ny fotom-ponareo, ary ny fagnirinareo ahitany famasinana ze tokony atao. Amin'ny ra daôly de nagna-porofo tamin'ny tegnanareo anareo mba tsy meloka am'zany raharaha zany. \v 12 Na de nanoratra tamin'nareo aza Za, Izaho de nanoratra ho an'reo mpagnano ratsy, na ho an'ny raika ze miharitra ny ratsy. Nanoratra za mba tokony hampafantarana ny fazotoanareo teo aminay akeo agnatrehan'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/07/13.txt b/07/13.txt index 10c30d4..9022b16 100644 --- a/07/13.txt +++ b/07/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Tamin'ny alalan'zany no nampaereana an'nay. Mihôtra non'ny fampaerezana ze efa anagnanay, nihoa-pampagna ny fifalenay non'ny fifalen'i Titosy, satria ny fagnahiny de velombelona noho ny aminareo daôly. Raha ôtra ka nirehare taminy ny momba an'nareo za, de tsy mba afa-baraka za. Mifanotra am'zany, reo ra daôly ze noteneninay taminareo de marina avokô, ny fireharehanay momba an'nareo tamin'i Titiso de vôporofo fa marina. \ No newline at end of file +\v 13 Tamin'ny alalan'zany no nampaereana an'nay. Mihôtra non'ny fampaerezana ze efa anagnanay, nihoa-pampagna ny fifalenay non'ny fifalen'i Titosy, satria ny fagnahiny de velombelona noho ny aminareo daôly. \v 14 Raha ôtra ka nirehare taminy ny momba an'nareo za, de tsy mba afa-baraka za. Mifanotra am'zany, reo ra daôly ze noteneninay taminareo de marina avokô, ny fireharehanay momba an'nareo tamin'i Titiso de vôporofo fa marina. \ No newline at end of file diff --git a/07/15.txt b/07/15.txt index b175561..812a460 100644 --- a/07/15.txt +++ b/07/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 Ny fitiavany an'naro de leibe koko, salan'ny natserovany ny fankatoavanareo daôly, Endrey ny fandraisanareo an'azy tamin'ny tatra sy hovita. Faly za satria managna fatokisana tanteraka taminareo. \ No newline at end of file +\v 15 Ny fitiavany an'naro de leibe koko, salan'ny natserovany ny fankatoavanareo daôly, Endrey ny fandraisanareo an'azy tamin'ny tatra sy hovita. \v 16 Faly za satria managna fatokisana tanteraka taminareo. \ No newline at end of file diff --git a/08/01.txt b/08/01.txt index af61555..63e0e8b 100644 --- a/08/01.txt +++ b/08/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Tenay ho fantatrareo, ralahy ny momban'ny fasoavan'Andriamanitra ze namena tao am'reo fengonan'i Makedonia. Nandritran'ny fitsapana leibe am'fahorena, ny fitobaky ny fahefana sy ny fara-fahantran'jareo de niteraka haren-deiben'ny falalan-tanana. \ No newline at end of file +\v 1 Tenay ho fantatrareo, ralahy ny momban'ny fasoavan'Andriamanitra ze namena tao am'reo fengonan'i Makedonia.\v 2 Nandritran'ny fitsapana leibe am'fahorena, ny fitobaky ny fahefana sy ny fara-fahantran'jareo de niteraka haren-deiben'ny falalan-tanana. \ No newline at end of file diff --git a/08/03.txt b/08/03.txt index e66116a..6cb468b 100644 --- a/08/03.txt +++ b/08/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Satria mijoro vavolombelona za fa nagnano be araka ze vitany zareo, ary mihôtra an'ze vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon-jareo manokana sy niaraka tam'fitalahona mafy no nangatan-jareo taminay ny fahafahana mba hanagna anjara am'ty asa fanompona akeo am'roe mpino ty. Tsy nibôgan arak'izay nantenanay zany. Fa kosa nanototra ny tegnany melô tamin'Andriamanitra zareo. Ary nanolo-tegna ho an'ny jareo tamin'ny sitrapon'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 3 Satria mijoro vavolombelona za fa nagnano be araka ze vitany zareo, ary mihôtra an'ze vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon-jareo manokana \v 4 sy niaraka tam'fitalahona mafy no nangatan-jareo taminay ny fahafahana mba hanagna anjara am'ty asa fanompona akeo am'roe mpino ty. \v 5 Tsy nibôgan arak'izay nantenanay zany. Fa kosa nanototra ny tegnany melô tamin'Andriamanitra zareo. Ary nanolo-tegna ho an'ny jareo tamin'ny sitrapon'Andriamanitra. \ No newline at end of file