From 8897a843dee76b6dce5ec84a8051f6d88a981e37 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 16:45:42 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 12/20.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/20.txt b/12/20.txt index e171205..0cd5c34 100644 --- a/12/20.txt +++ b/12/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 Fa matatra za sao de rafa tonga za de mety tsy haita an'nareo araka ny fagnantenako. Matatra za sao de mety hisy fifandirana, fialonana, firehetan'ny fatezerana, fikasana amin'ny fitiavan-tegna, fifosana, fieboebona, fikorontagnana. Matatra za sao de rafa miverigna anà akao agnatrenareo ny Andriamanitro. \v 21 Matatra za sao de alahelo ny am'reo ze nanota teo alô, ka mbola tsy nibebaka tamin'ny folotaona sy ny fijangajangana ary ny fijejofejôna feno fagnirian-dratsy ze nataon-jareo. \ No newline at end of file +\v 20 Fa matatra za sao de rafa tonga za de mety tsy haita an'nareo araka ny fagnantenako. Matatra za sao de mety hisy fifandirana, fialonana, firehetan'ny fatezerana, fikasana amin'ny fitiavan-tegna, fifosana, fieboebona, fikorontagnana. \v 21 Matatra za sao de rafa miverigna anà akao agnatrenareo ny Andriamanitro. Matatra za sao de alahelo ny am'reo ze nanota teo alô, ka mbola tsy nibebaka tamin'ny folotaona sy ny fijangajangana ary ny fijejofejôna feno fagnirian-dratsy ze nataon-jareo. \ No newline at end of file