diff --git a/13/10.txt b/13/10.txt deleted file mode 100644 index ebf24cd..0000000 --- a/13/10.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -"Taigny am-pendohana, ry Tompo, Anao no namorona ny fototry ny tany. Reo lagnitra de asan'ny tananao. Ho levona zareo, fa Anao hanohy. Ho rivotra salan'ny tapa-damba zareo. Hamoritra an-jareo salan'ny fitadena anao, ary hovana salan'ny poti-damba zareo. Fa anao de salan'zany, ary ny taonanao de tsy hanam-pataperana." \ No newline at end of file diff --git a/13/11.txt b/13/11.txt new file mode 100644 index 0000000..3e59e81 --- /dev/null +++ b/13/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 \v 12 Faragny, ry ralà, mifalia! Miasà ho amin'ny fameregnana amin'ny lôny, maereza, mifaneke ny tsyraikaraika, miaignà am-pedanana, ary ny Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana de hiaraka aminareo. Mifampiarabà anareo amin'ny fagnorohana Masina. \ No newline at end of file