auto save
This commit is contained in:
parent
6b03ae6c2c
commit
7aaf5f28f4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. Fa ny fitiavan'i Kristy no manery an'nay, satria azonay antoka; nisy ôla raika maty hamonjy ny daôly, ary no zany de maty kô izy daôly. Maty Izy hoan'ny daôly, mba tsy velona ho an'ny tegnan-jareo ze velona ntsony ze velona fa ho an'Azy ze maty ary natsangana nony fitiavana an'azy
|
||||
Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. Fa ny fitiavan'i Kristy no manery an'nay, satria azonay antoka; nisy ôla raika maty hamonjy ny daôly, ary no zany de maty kô izy daôly. Maty Izy hoan'ny daôly, mba tsy velona ho an'ny tegnan-jareo ze velona ntsony ze velona fa ho an'Azy ze maty ary natsangana nony fitiavana an'azy reo.
|
Loading…
Reference in New Issue