diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt index d60e224..0615805 100644 --- a/03/04.txt +++ b/03/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Ary zany no toky ze anagnantsika akeo hagnatrehan'Andriamanitra amin'ny halalan'i Kristy. Atsika de tsy amin'ny tegnantsika mba handray na ino na ino ze avy amintsika. Fa kosa, ny fahefantsika de avy amin'Andriamanitra. \v 6 \v 5 Andriamanitra no nagnano amintsika mba ho mpanompon'ny fanekena vaovao. Zany de fanekena tsy avy amin'ny soratra fa an'ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna magnome aigna. \ No newline at end of file +\v 4 Ary zany no toky ze anagnantsika akeo hagnatrehan'Andriamanitra amin'ny halalan'i Kristy. \v 5 Atsika de tsy amin'ny tegnantsika mba handray na ino na ino ze avy amintsika. Fa kosa, ny fahefantsika de avy amin'Andriamanitra. \v 6 Andriamanitra no nagnano amintsika mba ho mpanompon'ny fanekena vaovao. Zany de fanekena tsy avy amin'ny soratra fa an'ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna magnome aigna. \ No newline at end of file diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt index 2f9ecdc..82a6c90 100644 --- a/03/07.txt +++ b/03/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Ary ny asa ze niteraka fafatesana - de vôsoratra akeo ambonin'ny vato - de tonga tamim-boninahitra leibe ka ny vahôkan'Israely de tsy afaka nibanjina ny tavan'i Mosesy. Zany de nony voninahitry ny tavany, ny voninahitra ze nihalevona. Ho voninahitra leibe ôtran'ny ahôna ny asa ze ataon'ny Fagna? \ No newline at end of file +\v 7 Ary ny asa ze niteraka fafatesana - de vôsoratra akeo ambonin'ny vato - de tonga tamim-boninahitra leibe ka ny vahôkan'Israely de tsy afaka nibanjina ny tavan'i Mosesy. Zany de nony voninahitry ny tavany, ny voninahitra ze nihalevona. \v 8 Ho voninahitra leibe ôtran'ny ahôna ny asa ze ataon'ny Fagna? \ No newline at end of file diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index 6961092..4a61e00 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Fa raha managna voninahitra ny asan'ny fagnamelohana, de ôtran'ny akôry ny fitombon'ny voninahitrin'ny asan'ny famarinana! Satria tokô, ze namena voninahitra ndray mande de tsy hanamboninahita intsony am'zany fomba zany, non'ny voninahitra ze nampitombo an'zany. Fa raha ze nandalo iany no nanagna voninahitra, de tsy hanagna voninahitra mihôtra no zany ma ze maharitra! \ No newline at end of file +\v 9 Fa raha managna voninahitra ny asan'ny fagnamelohana, de ôtran'ny akôry ny fitombon'ny voninahitrin'ny asan'ny famarinana! \v 10 Satria tokô, ze namena voninahitra ndray mande de tsy hanamboninahita intsony am'zany fomba zany, non'ny voninahitra ze nampitombo an'zany. \v 11 Fa raha ze nandalo iany no nanagna voninahitra, de tsy hanagna voninahitra mihôtra no zany ma ze maharitra! \ No newline at end of file diff --git a/03/12.txt b/03/12.txt index 22b5b05..138db20 100644 --- a/03/12.txt +++ b/03/12.txt @@ -1 +1 @@ -Satria managna toky, salan'zany tsika, de sahy tokô. Tsika de tsy salan'i Mosesy, ze nanarogna ny tavany tamin'ny voaly, mba tsy hafahan'ny vahôkan'Israely mijery an'azy mivantagna amin'ny fefaran'ny voninahitra ze mandalo fôgna. \ No newline at end of file +\v 12 Satria managna toky, salan'zany tsika, de sahy tokô. \v 13 Tsika de tsy salan'i Mosesy, ze nanarogna ny tavany tamin'ny voaly, mba tsy hafahan'ny vahôkan'Israely mijery an'azy mivantagna amin'ny fefaran'ny voninahitra ze mandalo fôgna. \ No newline at end of file diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index bc11986..18e4139 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny sain-jareo, de donto. Na de mandrakizao zany voaly zany de mbola mijanona akeo amin'ny famakina ny fanekena talô. Tsy misokatra zany, satria akao amin'ny Kristy fôgna zany no alàna. Nefa na de am'zao aza, na ovena na ovena no vakina ny lalan'i Mosesy, de manarogna ny fon'jareo ny voaly. Nefa raha mitodika amin'ny Tompo ny ôla, de alàna ny voaly. \ No newline at end of file +\v 14 Fa ny sain-jareo, de donto. Na de mandrakizao zany voaly zany de mbola mijanona akeo amin'ny famakina ny fanekena talô. Tsy misokatra zany, satria akao amin'ny Kristy fôgna zany no alàna. \v 15 Nefa na de am'zao aza, na ovena na ovena no vakina ny lalan'i Mosesy, de manarogna ny fon'jareo ny voaly. \v 16 Nefa raha mitodika amin'ny Tompo ny ôla, de alàna ny voaly. \ No newline at end of file diff --git a/03/17.txt b/03/17.txt index 9347bb3..77644df 100644 --- a/03/17.txt +++ b/03/17.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny Tompo de Fagna. Ze misy ny Fagnan'ny Tompo, de misy fahafana. Ary antsika daôly, tsy misarom-boaly, de matazazgna ny voninahitry ny Tompo. Tsika de efa vôova ho akao amin'ny voninahitra mitovy ze avy amin'ny voninahitra ho amin'ny voninahitra, ze avy amin'ny Tompo, ze tsy iza fa ny Fagna. \ No newline at end of file +\v 17 Ary ny Tompo de Fagna. Ze misy ny Fagnan'ny Tompo, de misy fahafana. \v 18 Ary antsika daôly, tsy misarom-boaly, de matazazgna ny voninahitry ny Tompo. Tsika de efa vôova ho akao amin'ny voninahitra mitovy ze avy amin'ny voninahitra ho amin'ny voninahitra, ze avy amin'ny Tompo, ze tsy iza fa ny Fagna. \ No newline at end of file diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index c01926e..bbe6803 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 No zany, satria zahay managna an'zany asa fanompoana zany, ary vô nahazo famindram-po, de kivy zahay. Fa kosany, nolavinay reo fomba mamegnatra sy miafina. Tsy miaigna am'fitaka zahay, ary mampiasa marina ny tenin'Andriamanitra. Am'fampisehoana ny marina, zahay de mandidy ny tegnanay ny am'feon'ny fieritreretan'ny ôla mba ho entina akeo amason'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 1 No zany, satria zahay managna an'zany asa fanompoana zany, ary vô nahazo famindram-po, de kivy zahay. \v 2 Fa kosany, nolavinay reo fomba mamegnatra sy miafina. Tsy miaigna am'fitaka zahay, ary mampiasa marina ny tenin'Andriamanitra. Am'fampisehoana ny marina, zahay de mandidy ny tegnanay ny am'feon'ny fieritreretan'ny ôla mba ho entina akeo amason'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index 557d644..484c9f9 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Fa raha vôsarogna ny filazantsaranay, zany de ho vôsarogna am'reo ze maty rerika iany. Am'toe-draraha mibôgna am-jareo, ny andriamanitr'zao tontolo zao najamba reo saigna tsy minon'jareo. Vokatry zany, tsy afaka mahita ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy zareo, ze endrik'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 3 Fa raha vôsarogna ny filazantsaranay, zany de ho vôsarogna am'reo ze maty rerika iany.\v 4 Am'toe-draraha mibôgna am-jareo, ny andriamanitr'zao tontolo zao najamba reo saigna tsy minon'jareo. Vokatry zany, tsy afaka mahita ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy zareo, ze endrik'Andriamanitra. \ No newline at end of file