auto save
This commit is contained in:
parent
e42cfa779e
commit
6c84a15eb7
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka de vôtendry ho mpisolo-tegnan'i Kristy zahay, ary salan'ny hoe: amin'ny alalanay no hagnanôvan'Andriamanitra ny fagnantsovany. Mangataka an'nareo nony am'i Kristy zahay: "Mivana amin'Andriamanitra!" Nataony sorogna nony fahotantsika Kristy. Izy le tokana ze tsy nagnota miitsy. Nataony zany mba ho tonga famarinan'Andriamanitra akao amin'azy kô tsi
|
||||
Ka de vôtendry ho mpisolo-tegnan'i Kristy zahay, ary salan'ny hoe: amin'ny alalanay no hagnanôvan'Andriamanitra ny fagnantsovany. Mangataka an'nareo nony am'i Kristy zahay: "Mivana amin'Andriamanitra!" Nataony sorogna nony fahotantsika Kristy. Izy le tokana ze tsy nagnota miitsy. Nataony zany mba ho tonga famarinan'Andriamanitra akao amin'azy kô tsika.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Am'zany koragna zany de hagnome toro-hevitra an'nareo za ze hagnampy an'nareo. Herintaona lasana zay, de tsy nanomboka nagnano ra fôgna nareo, fa nagniry ny magnano an'zany. Am'zao vitao zany, ôtran'ny nisian'ny zotom-po sy ny fagnirina hagnano an'zany, de enga anie hagnatanteraka an'zany kô an'nareo, araka ze azonareo atao. Satria raha magniry mafy ny agnano an'zany asa zany anareo, de ra tsara sy azo ekena zany. Tsy maintsy mifototra am'zany hanagnan'ny ôla raika zany, fa tsy zay tsy hanagnany.
|
||||
\v 10 \v 11 \v 12 Am'zany koragna zany de hagnome toro-hevitra an'nareo za ze hagnampy an'nareo. Herintaona lasana zay, de tsy nanomboka nagnano ra fôgna nareo, fa nagniry ny magnano an'zany. Am'zao vitao zany, ôtran'ny nisian'ny zotom-po sy ny fagnirina hagnano an'zany, de enga anie hagnatanteraka an'zany kô an'nareo, araka ze azonareo atao. Satria raha magniry mafy ny agnano an'zany asa zany anareo, de ra tsara sy azo ekena zany. Tsy maintsy mifototra am'zany hanagnan'ny ôla raika zany, fa tsy zay tsy hanagnany.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa zany asa zany de tsy mba hagnamaivagna ny hafa ary hagnavesatra an'nareo. Fa kosa tokony hisy ny rariny. Ny harenareo am'zao fotôna zao de hagnome ze hilain'jareo. Ka zany kô de mba hagnomezan'ny haren'jareo ze ilainareo. Ary mba hagnomezan'jareo ny rariny. Araka ze fa vôsoratra hoe: "Le raika ze fa nanagna betsaka de tsy nanagna ambiny ary le raika ze nanagna ny kely de tsy nanagna ny tsy ampy.
|
||||
\v 13 \v 14 \v 15 Fa zany asa zany de tsy mba hagnamaivagna ny hafa ary hagnavesatra an'nareo. Fa kosa tokony hisy ny rariny. Ny harenareo am'zao fotôna zao de hagnome ze hilain'jareo. Ka zany kô de mba hagnomezan'ny haren'jareo ze ilainareo. Ary mba hagnomezan'jareo ny rariny. Araka ze fa vôsoratra hoe: "Le raika ze fa nanagna betsaka de tsy nanagna ambiny ary le raika ze nanagna ny kely de tsy nanagna ny tsy ampy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Ny tegnako za Paoly, de mengavy an'nareo amin'ny fanetrentegna sy amin'ny hamar
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Toko faha 10
|
Loading…
Reference in New Issue