From 693569ae263a14da24c315dfdd19ddcfef85f8c5 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 16:51:01 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 04/11.txt | 2 +- 04/13.txt | 2 +- 05/01.txt | 2 +- 3 files changed, 3 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/04/11.txt b/04/11.txt index d0380a3..44769e6 100644 --- a/04/11.txt +++ b/04/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Zahay ze velona de mitondra hatraigny ao am'vatanay ny fafatesan'i Jesosy, am-ze ny fiaignan'i Jesosy de hibôgna eo am'vatanay olombelona. No zany ny fafatesana de miasa akao amtsika, fa ny fiaignana miasa akao aminareo. \ No newline at end of file +\v 11 Zahay ze velona de mitondra hatraigny ao am'vatanay ny fafatesan'i Jesosy, am-ze ny fiaignan'i Jesosy de hibôgna eo am'vatanay olombelona. \v 12 No zany ny fafatesana de miasa akao amtsika, fa ny fiaignana miasa akao aminareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index 2043c3b..d2c88ce 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Fa zahay managna fagnahin'ny finoana mitovy araka ze vôsoratra hoe: "Nino za, ary de niteny za." Mino iany kô zahay, ary de niteny iany kô zahay. Fantatray fa le tokana ze manangana ny Tompo Jesosy de hanangana antsika iany kô miaraka am'Jesosy. Fantatray fa hitondra an'nay mairaka aminareo akao am'fagnatrehany Izy. Ny ra-daôly de ho an'nareo mba, araka ny fasoavana vôparitaka tam'ôla betsaka, no hitomboan'ny fagnomezam-pisaorana ao am'voninahitr'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 13 Fa zahay managna fagnahin'ny finoana mitovy araka ze vôsoratra hoe: \v 14 "Nino za, ary de niteny za." Mino iany kô zahay, ary de niteny iany kô zahay. Fantatray fa le tokana ze manangana ny Tompo Jesosy de hanangana antsika iany kô miaraka am'Jesosy. Fantatray fa hitondra an'nay mairaka aminareo akao am'fagnatrehany Izy. \v 15 Ny ra-daôly de ho an'nareo mba, araka ny fasoavana vôparitaka tam'ôla betsaka, no hitomboan'ny fagnomezam-pisaorana ao am'voninahitr'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/05/01.txt b/05/01.txt index a2c59f8..4a7cd6b 100644 --- a/05/01.txt +++ b/05/01.txt @@ -1 +1 @@ -Fantantsika fa raha rava ny fonenana aketo ambonin'ny tany ze ipetrahantsika, de managna tragno avy amin'Andriamanitra tsika. Zany de tragno tsy nataon'ny tagnan'olombelona, fa tragno maharitra mandrakizay aigny an-dagnitra. Fa aketo am'ty tragno le ty ntsika no misento, magniry mafy ny hitafy ny fonenantsika aigny an-dagnitra. Magniry mafy an'zany tsika satria amin'ny fagnanôvantsika an'zany de tsy ho tazagna mitanjaka kô tsika. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Fantantsika fa raha rava ny fonenana aketo ambonin'ny tany ze ipetrahantsika, de managna tragno avy amin'Andriamanitra tsika. Zany de tragno tsy nataon'ny tagnan'olombelona, fa tragno maharitra mandrakizay aigny an-dagnitra. Fa aketo am'ty tragno le ty ntsika no misento, magniry mafy ny hitafy ny fonenantsika aigny an-dagnitra. Magniry mafy an'zany tsika satria amin'ny fagnanôvantsika an'zany de tsy ho tazagna mitanjaka kô tsika. \ No newline at end of file