auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 06:33:58 +08:00 committed by root
parent 2329d35d50
commit 684214fb75
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fantantsika fa raha rava ny fonenana aketo ambonin'ny tany ze ipetrahantsika, de managna tragno avy amin'Andriamanitra tsika. Zany de tragno tsy nataon'ny tagnan'olombelona, fa tragno maharitra mandrakizay aigny an-dagnitra. Fa aketo am'ty tragno le ty ntsika no misento, magniry mafy ny hitafy ny fonenantsika aigny an-dagnitra;
Fantantsika fa raha rava ny fonenana aketo ambonin'ny tany ze ipetrahantsika, de managna tragno avy amin'Andriamanitra tsika. Zany de tragno tsy nataon'ny tagnan'olombelona, fa tragno maharitra mandrakizay aigny an-dagnitra. Fa aketo am'ty tragno le ty ntsika no misento, magniry mafy ny hitafy ny fonenantsika aigny an-dagnitra. Magniry mafy an'zany tsika satria amin'ny fagnanôvantsika an'zany de tsy ho tazagna mitanjaka kô tsika.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa raha mbola aketo am'ty tragno l