auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-13 19:42:29 +03:00 committed by root
parent 2f67dc850e
commit 66e7ca41b5
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ho Deraina anie ny Andriamanitra sy Rain'ny Tompotsika Jesosy Kristy. Izy no Rain'ny famondram-po daôly sy Andriamanitra ny fampiononanana daôly. Andriamanitra de mampionona antsika amin'ny fahoriantsika daôly, ka mbô ahafa
Ho Deraina anie ny Andriamanitra sy Rain'ny Tompotsika Jesosy Kristy. Izy no Rain'ny famondram-po daôly sy Andriamanitra ny fampiononanana daôly. Andriamanitra de mampionona antsika amin'ny fahoriantsika daôly, ka mbô afantsika mampionona reo ze akao agnaty fahorena. Tsikana de mampionona reo hafa salan'ny fampiononana ze nampiasain'Andriamanitra ampiononana antsika.

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa salan'ny hitomboan'ny fijalen'i Kristy nohon'ny aminay, no hitomboan'ny fampiononana an'nay ka amin'ny alalan'i Kristy.