auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 16:46:06 +08:00 committed by root
parent 86a61d2648
commit 58bd43989e
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Fa nanapakevitra ny tsy hankaty am'nareo ndre za amin'ny alaelo. Rafa niteraka an'nareo za, iza no afaka mampifaly anà afa tsy le nampalaeloviko.
\v 1 Fa nanapakevitra ny tsy hankaty am'nareo ndre za amin'ny alaelo. \v 2 Rafa niteraka an'nareo za, iza no afaka mampifaly anà afa tsy le nampalaeloviko.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Nanoratra za salan'ny nataoko mba tsy alaelo ze tokony nampifaly anà rafa tonga taigny aminareo. Fa de managna fatokisana an'nareo daôly, fa ny fifaleko de mitovy amin'ny fifalenareo daôly. Fa nanoratra ho an'nareo za avy tamin'ny faoriam-be, miaraka amin'ny alaelon'ny fo sy ny ranomaso be. Tsy te hampalaelo an'nareo za. Fa kosany te hilaza an'nareo ny alalign'ny fitiavana ze anagnako ho an'nareo.
\v 3 Nanoratra za salan'ny nataoko mba tsy alaelo ze tokony nampifaly anà rafa tonga taigny aminareo. Fa de managna fatokisana an'nareo daôly, fa ny fifaleko de mitovy amin'ny fifalenareo daôly. \v 4 Fa nanoratra ho an'nareo za avy tamin'ny faoriam-be, miaraka amin'ny alaelon'ny fo sy ny ranomaso be. Tsy te hampalaelo an'nareo za. Fa kosany te hilaza an'nareo ny alalign'ny fitiavana ze anagnako ho an'nareo.

View File

@ -1 +1 @@
Ka de vôtendry ho mpisolo-tegnan'i Kristy zahay, ary salan'ny hoe: amin'ny alalanay no hagnanôvan'Andriamanitra ny fagnantsovany. Mangataka an'nareo nony am'i Kristy zahay: "Mivana amin'Andriamanitra!" Nataony sorogna nony fahotantsika Kristy. Izy le tokana ze tsy nagnota miitsy. Nataony zany mba ho tonga famarinan'Andriamanitra akao amin'azy kô tsika.
\v 20 \v 21 Ka de vôtendry ho mpisolo-tegnan'i Kristy zahay, ary salan'ny hoe: amin'ny alalanay no hagnanôvan'Andriamanitra ny fagnantsovany. Mangataka an'nareo nony am'i Kristy zahay: "Mivana amin'Andriamanitra!" Nataony sorogna nony fahotantsika Kristy. Izy le tokana ze tsy nagnota miitsy. Nataony zany mba ho tonga famarinan'Andriamanitra akao amin'azy kô tsika.

View File

@ -1 +1 @@
Na zany aza, tsika, tsy hirehareha mihôtra ny tokony ho izy. Fa kosa ataonay izany ze misy fetrany araka ny nanedren'Andriamanitra an'nay. Fa tsy mitandrina ny tegnanay izahay rafa tonga taigny aminareo. Zahay no tonga vôlôny takaigny aminareo niaraka tamin'ny filazantsaran'i Kristy.
\v 13 \v 14 Na zany aza, tsika, tsy hirehareha mihôtra ny tokony ho izy. Fa kosa ataonay izany ze misy fetrany araka ny nanedren'Andriamanitra an'nay. Fa tsy mitandrina ny tegnanay izahay rafa tonga taigny aminareo. Zahay no tonga vôlôny takaigny aminareo niaraka tamin'ny filazantsaran'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
Tsy nirehareha mihôtra ny sasagny ntsika momba ny asany fa nisy fetra. Antenainay anefa fa hitombo ny finonareo amin'ny asa leibe ze mandigny ny tsiraikaraika, ary samy amin'ny fetrany avy zany. Fa izao ho antenainay, mba afahanay mitory ny filazantsara ne de aigny amin'ny tôrana lavitra an'nareo. De tsy hirehareha momba ny asa efa vita taigny amin'ny tôran-kafa ntsika.
\v 15 \v 16 Tsy nirehareha mihôtra ny sasagny ntsika momba ny asany fa nisy fetra. Antenainay anefa fa hitombo ny finonareo amin'ny asa leibe ze mandigny ny tsiraikaraika, ary samy amin'ny fetrany avy zany. Fa izao ho antenainay, mba afahanay mitory ny filazantsara ne de aigny amin'ny tôrana lavitra an'nareo. De tsy hirehareha momba ny asa efa vita taigny amin'ny tôran-kafa ntsika.

View File

@ -1 +1 @@
"Nefa ze hirehareha, ôka hirehareha akao amin'ny Tompo." Fa tsy le raika ze manolotra ny tegnany no eken. Fa kosa le raika ze natolotry ny Tompo.
\v 17 \v 18 "Nefa ze hirehareha, ôka hirehareha akao amin'ny Tompo." Fa tsy le raika ze manolotra ny tegnany no eken. Fa kosa le raika ze natolotry ny Tompo.