From 3ff05ffae70be4c2fcdbb4c34869c2410f705276 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sun, 31 May 2020 20:20:32 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 09/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/12.txt b/09/12.txt index fb49e50..462f400 100644 --- a/09/12.txt +++ b/09/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 15 Ny fagnatanterana io asa fanompona io de tsy vitan'ny hoe mafeno ny ra ilain'ny mpino fotsiny iany. Mitondra iany kô zany am'asa fagnomezam-pisaorana an'Andriamanitra maro. \v 13 Fa nony fitsapana an'nareo ze vôporofo am'io asa io, de hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô anareo am'fankatoavana ny fibabohanareo am'filazantsaran'i Kristy. De hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô nareo am'falalan-tagnanareo am'fagnomezana ha an'jareo sy ny ôla daôly. \v 14 Magniry an'nao zareo, ary mivavaka ho an'nao zareo. Magnano an'zany zareo nony faleibiazan'ny fasoavan'Andriamanitra anie ny sôtra nony fagnomezany tsy hay lazaina! \ No newline at end of file +\v 12 Ny fagnatanterana io asa fanompona io de tsy vitan'ny hoe mafeno ny ra ilain'ny mpino fotsiny iany. Mitondra iany kô zany am'asa fagnomezam-pisaorana an'Andriamanitra maro. \v 13 Fa nony fitsapana an'nareo ze vôporofo am'io asa io, de hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô anareo am'fankatoavana ny fibabohanareo am'filazantsaran'i Kristy. De hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô nareo am'falalan-tagnanareo am'fagnomezana ha an'jareo sy ny ôla daôly. \v 14 Magniry an'nao zareo, ary mivavaka ho an'nao zareo. Magnano an'zany zareo nony faleibiazan'ny fasoavan'Andriamanitra akao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny sôtra nony fagnomezany tsy hay lazaina! \ No newline at end of file