From 364f43965bb9d867760e37322f533fd838fdfc3e Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 16:45:42 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 04/16.txt | 2 +- 05/01.txt | 2 +- 05/04.txt | 2 +- 05/06.txt | 2 +- 05/09.txt | 2 +- 05/11.txt | 2 +- 05/13.txt | 2 +- 7 files changed, 7 insertions(+), 7 deletions(-) diff --git a/04/16.txt b/04/16.txt index 8697af0..957557f 100644 --- a/04/16.txt +++ b/04/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 \v 18 No zany de tsy ho kivy zahay. Na de malemy ambelany aza zahay, de havaozina isan'andro isan'andro ny akao agnatinay. Fa am-zao andro mandalo zao, ny fahorena maivagna de magnomana an'nay ho am'lanjan'ny voninahitra maharitra mandrakizay ze mihôtra ny fandanjana daôly. Fa tsika tsy mijery ra ze hita, fa reo ra tsy hita. Reo ra re mety hitantsika de tsy maharitra, fa reo ra ze tsy hita de maharitra mandrakizay. \ No newline at end of file +\v 16 No zany de tsy ho kivy zahay. Na de malemy ambelany aza zahay, de havaozina isan'andro isan'andro ny akao agnatinay. \v 17 Fa am-zao andro mandalo zao, ny fahorena maivagna de magnomana an'nay ho am'lanjan'ny voninahitra maharitra mandrakizay ze mihôtra ny fandanjana daôly.\v 18 Fa tsika tsy mijery ra ze hita, fa reo ra tsy hita. Reo ra re mety hitantsika de tsy maharitra, fa reo ra ze tsy hita de maharitra mandrakizay. \ No newline at end of file diff --git a/05/01.txt b/05/01.txt index 4a7cd6b..9307d15 100644 --- a/05/01.txt +++ b/05/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Fantantsika fa raha rava ny fonenana aketo ambonin'ny tany ze ipetrahantsika, de managna tragno avy amin'Andriamanitra tsika. Zany de tragno tsy nataon'ny tagnan'olombelona, fa tragno maharitra mandrakizay aigny an-dagnitra. Fa aketo am'ty tragno le ty ntsika no misento, magniry mafy ny hitafy ny fonenantsika aigny an-dagnitra. Magniry mafy an'zany tsika satria amin'ny fagnanôvantsika an'zany de tsy ho tazagna mitanjaka kô tsika. \ No newline at end of file +\v 1 Fantantsika fa raha rava ny fonenana aketo ambonin'ny tany ze ipetrahantsika, de managna tragno avy amin'Andriamanitra tsika. Zany de tragno tsy nataon'ny tagnan'olombelona, fa tragno maharitra mandrakizay aigny an-dagnitra. \v 2 Fa aketo am'ty tragno le ty ntsika no misento, magniry mafy ny hitafy ny fonenantsika aigny an-dagnitra. \v 3 Magniry mafy an'zany tsika satria amin'ny fagnanôvantsika an'zany de tsy ho tazagna mitanjaka kô tsika. \ No newline at end of file diff --git a/05/04.txt b/05/04.txt index 2a6da2b..615774d 100644 --- a/05/04.txt +++ b/05/04.txt @@ -1 +1 @@ -Fa raha mbola aketo am'ty tragno lay ty tokô tsika, de misento, ary mavesatr'entana. Tsy te-hitanjaka tsika. Fa kosa te hitafy, nefa de ho atelignin'ny fiaignana ze mety maty. Ary le raika ze nagnomagna antsika ho am'zany ra zany indrindra de Andriamanitra, ze nagnome antsika ny Fagna mba ho fagnambarana ze ho avy. \ No newline at end of file +\v 4 Fa raha mbola aketo am'ty tragno lay ty tokô tsika, de misento, ary mavesatr'entana. Tsy te-hitanjaka tsika. Fa kosa te hitafy, nefa de ho atelignin'ny fiaignana ze mety maty. \v 5 Ary le raika ze nagnomagna antsika ho am'zany ra zany indrindra de Andriamanitra, ze nagnome antsika ny Fagna mba ho fagnambarana ze ho avy. \ No newline at end of file diff --git a/05/06.txt b/05/06.txt index 94ae815..64f646d 100644 --- a/05/06.txt +++ b/05/06.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany de matokisa hatraigny. Tongava saigna fa raha akao an-dragno amin'ny vatagna ntsika, de lavitra ny Tompo. Fa mande amin'ny finona ntsika, fa tsy amin'ny fahitana. Noho zany tsika de managna fatokisana. Aleontsika lavitry ny vatagna fa akao an-dragno miaraka amin'ny Tompo. \ No newline at end of file +\v 6 Noho zany de matokisa hatraigny. Tongava saigna fa raha akao an-dragno amin'ny vatagna ntsika, de lavitra ny Tompo.\v 7 Fa mande amin'ny finona ntsika, fa tsy amin'ny fahitana. \v 8 Noho zany tsika de managna fatokisana. Aleontsika lavitry ny vatagna fa akao an-dragno miaraka amin'ny Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/05/09.txt b/05/09.txt index 5ae3cf4..aed1f0e 100644 --- a/05/09.txt +++ b/05/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ka de ataontsika tanjona izany, na aigny an-dragno tsika na lavitra, de mba hahafinaritra an'Azy. Fa tsika daôly de tsy maintsy hibôgna akeo alôn'ny seza fitsaran'i Kristy, mba ho valin'ny zava-bitan'reo tsiraikarika tao amin'ny vatagna, na ho amin'ny tsara zany no ho amin'ny ratsy. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 Ka de ataontsika tanjona izany, na aigny an-dragno tsika na lavitra, de mba hahafinaritra an'Azy. Fa tsika daôly de tsy maintsy hibôgna akeo alôn'ny seza fitsaran'i Kristy, mba ho valin'ny zava-bitan'reo tsiraikarika tao amin'ny vatagna, na ho amin'ny tsara zany no ho amin'ny ratsy. \ No newline at end of file diff --git a/05/11.txt b/05/11.txt index 546fd23..98950c8 100644 --- a/05/11.txt +++ b/05/11.txt @@ -1 +1 @@ -Ary no zany, de ny fafataranany fatahôrana ny Tompo, no handresentsika lahatra ny ôla. Ny maha-tsika antsika de hitan'Andriamanitra mazava. Antenaiko fa mazava amin'ny feon'ny fieritreretanareo kô zany. Tsy miezaka ny handresy lahatra an'nareo ndrey zahay mba hizaha an'ny ôtran'ny mahitsy fo. Fa kosa, magnome antony ho an'nareo mba hirehareha nony aminay zahay, mba hanagnanareo valin-teny ho an'reo ze mirehareha amin'ny endrika avelagny fa tsy ny am'ze akao am-po. \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 Ary no zany, de ny fafataranany fatahôrana ny Tompo, no handresentsika lahatra ny ôla. Ny maha-tsika antsika de hitan'Andriamanitra mazava. Antenaiko fa mazava amin'ny feon'ny fieritreretanareo kô zany. Tsy miezaka ny handresy lahatra an'nareo ndrey zahay mba hizaha an'ny ôtran'ny mahitsy fo. Fa kosa, magnome antony ho an'nareo mba hirehareha nony aminay zahay, mba hanagnanareo valin-teny ho an'reo ze mirehareha amin'ny endrika avelagny fa tsy ny am'ze akao am-po. \ No newline at end of file diff --git a/05/13.txt b/05/13.txt index 051b9d8..851a1dc 100644 --- a/05/13.txt +++ b/05/13.txt @@ -1 +1 @@ -Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. Fa ny fitiavan'i Kristy no manery an'nay, satria azonay antoka; nisy ôla raika maty hamonjy ny daôly, ary no zany de maty kô izy daôly. Maty Izy hoan'ny daôly, mba tsy velona ho an'ny tegnan-jareo ze velona ntsony ze velona fa ho an'Azy ze maty ary natsangana nony fitiavana an'azy reo. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 \v 15 Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. Fa ny fitiavan'i Kristy no manery an'nay, satria azonay antoka; nisy ôla raika maty hamonjy ny daôly, ary no zany de maty kô izy daôly. Maty Izy hoan'ny daôly, mba tsy velona ho an'ny tegnan-jareo ze velona ntsony ze velona fa ho an'Azy ze maty ary natsangana nony fitiavana an'azy reo. \ No newline at end of file