diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt new file mode 100644 index 0000000..96f3f4b --- /dev/null +++ b/06/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 \v 2 \v 3 Miara-miasa amin'azy, zahay iany kô de mampirisika an'nareo tsy handray ny fahasoavan'Andriamanitra fahatany. Fa nitare izy hoe: "Tamin'ny fotôna mety de nitaino an'nareo Za, ary tamin'ny andron'ny famonjena de nagnampy an'nareo Za. Jerevo, am'zao fotôna zao no fotôna mety. Jerevo, am'zao fotôna zao no andron'ny famonjena. Tsy mametraka vato fagnafitohinana akeo agnolôn'iza n'iza zahay, fa zahay tsy nagniry ny haharatsy laza ny asa fagnomônay. \ No newline at end of file diff --git a/06/04.txt b/06/04.txt new file mode 100644 index 0000000..9b89f3d --- /dev/null +++ b/06/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Fa kosa, zahay de manaporofo ny tegnanay am'ny asanay daôly, fa mpanompon'Andriamanitra zahay. Zahay no mpanompony amin'ny fiaretana be, fahoriana, faharetana, fasarotana, reo kaôka, fanagadrana, fikomiana, amin'ny asa mafy, am'reo alina tsisy torimaso, amin'ny hanoanana, amin'ny fahadiovana, fahalalana, faharetana, fahatsoram-po, amin'ny Fanahy Masina, amin'ny tegna fitiavana. Zahay no mpanompony akao amin'ny tenin'ny fahamarinana, akao amin'ny herin'Andriamanitra. Zahay de managna ny fiarovan'ny fahamarinana ho an'ny tanana an-kavanana sy ny an-kave. \ No newline at end of file diff --git a/06/08.txt b/06/08.txt new file mode 100644 index 0000000..298b6ff --- /dev/null +++ b/06/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 \v 9 \v 10 Zahay de miasa amin'ny voninatra sy amin'ny fafam-baraka, amin'ny fanaratsena sy ny fiderana. Zahay de vômpanga ho mpitarika kanefa zahay de marina. Zahay de miasa ôtran'regny tsisy mafantatra regny kanefa zahay de mbôla ho fanta-daza. Miasa ôtran'ny ho faty zahay - jerevo -mbôla miaigna zahay. Miasa zahay ôtran'ny sazina nohon'ny asanay nefa tsy ôtran'ny vôheloka ho faty. Zahay de miasa ôtran'ny malaelo, kanefa de mifaly lalandava. Zahay de miasa ôtran'ny mahantra, kanefa de mampanagn-karena ôla betsaka zahay. Miasaôtran'ny tsy managna na ino na ino zahay kanefa ôtran'ny managna ny ra daôly. \ No newline at end of file diff --git a/06/11.txt b/06/11.txt new file mode 100644 index 0000000..326d9b7 --- /dev/null +++ b/06/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 11 \v 12 \v 13 Zahay de nitare ny marina daôly taminareo, ry Korintiana, ary ny fonay de mivô midagnadagna. Ny fonareo de tsy nofeherinay, fa anareo no namehy reo fihetsem-ponareo manokana. Ary ho valiny ara-drariny - miresaka aminareo ôtran'ny amin'ny zaza za - voay hidagnadagna ny fonareo. \ No newline at end of file diff --git a/06/14.txt b/06/14.txt new file mode 100644 index 0000000..11af1dc --- /dev/null +++ b/06/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 \v 15 \v 16 Aza mifamatotra am'reo tsy mpino. Fa ino ma no iraisan'ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna? Fa ino ma no iarahan'ny mazava amin'ny maizina? Ino ma no mety ho fifanarahana akeo amin'i Kristy sy Beliala? Na ino ma no tokony anjara anagnan'ny mpino raika sy amin'ny tsy mpino raika? Ary ino ma no fifanarahana misy akeo amin'ny tempolin'Andriamanitra sy ny sampy? Fa tsikana de tempolin'Andriamanitra velona, araka ny efa notaravign'Andriamanitra hoe: "Hitoetra akeo amin-jareo Za ary hande akeo amin-jareo. Za de ho Andriamanitr'zareo ary zareo de ho ôloko." \ No newline at end of file diff --git a/06/17.txt b/06/17.txt new file mode 100644 index 0000000..21f3ae2 --- /dev/null +++ b/06/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 \v 18 Noho zany, "Mivoà iala akeo amin-jareo, ary mitokana." ozy ny Tompo. "Aza mikasika ra maloto, ary Za handray an'nareo. Za de ho Ray ho an'nareo, ary anareo ho zanako lahy sy ho zanako vavy," ozy ny Tompo Tsitoha. \ No newline at end of file