auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 06:35:28 +08:00 committed by root
parent 46e0fb3f0b
commit 1dfd317677
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary zany no toky ze anagnantsika akeo hagnatrehan'Andriamanitra amin'ny halalan'i Kristy. Atsika de tsy amin'ny tegnantsika mba handray na ino na ino ze avy amintsika. Fa kosa, ny fahefantsika de avy amin'Andriamanitra. Andriamanitra no nagnano amintsika mba ho mpanompon'ny fanekena vaovao. Zany de fanekena tsy avy amin'ny soratra fa an'ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna.
Ary zany no toky ze anagnantsika akeo hagnatrehan'Andriamanitra amin'ny halalan'i Kristy. Atsika de tsy amin'ny tegnantsika mba handray na ino na ino ze avy amintsika. Fa kosa, ny fahefantsika de avy amin'Andriamanitra. Andriamanitra no nagnano amintsika mba ho mpanompon'ny fanekena vaovao. Zany de fanekena tsy avy amin'ny soratra fa an'ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna magnome aigna.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary ny asa ze niteraka fafatesana - de vonihaitra ze nihalevona. Ho voninahitra leibe ôtran'ny ahôna ny asa ze ataon'