auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-13 23:20:58 +03:00 committed by root
parent fbaa9ff5ad
commit 1d832be6ae
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa salan'ny hitomboan'ny fijalen'i Kristy nohon'ny aminay, no hitomboan'ny fampiononana an'nay ka amin'ny alalan'i Kristy. Fa raha nampahoriana ze, zany de ho an'ny fampiononana sy famonjena an'nareo. Ary raha nampiononona zahay, zany de ho an'ny fampiononana an'nareo. Ny fampiononanareo de mandaitra rafa mana-paharetana hizara reo fijalena ze mitovy amin'ny fijalenay kô. Fa ny fatokisanay momba an'nareo de azo antoka, satria zahay de mafantatra fa anareo kô de mizara reo fijalena, anareo kô de mizara fampiononana.
\v 5 \v 6 \v 7 Fa salan'ny hitomboan'ny fijalen'i Kristy nohon'ny aminay, no hitomboan'ny fampiononana an'nay ka amin'ny alalan'i Kristy. Fa raha nampahoriana ze, zany de ho an'ny fampiononana sy famonjena an'nareo. Ary raha nampiononona zahay, zany de ho an'ny fampiononana an'nareo. Ny fampiononanareo de mandaitra rafa mana-paharetana hizara reo fijalena ze mitovy amin'ny fijalenay kô. Fa ny fatokisanay momba an'nareo de azo antoka, satria zahay de mafantatra fa anareo kô de mizara reo fijalena, anareo kô de mizara fampiononana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Izy de
\v 11 Izy de hagnano an'zany satria anareo kô de magnampy an'nay amin'ny alalan'ny vavakareo. Ary betsaka avekeo no hagnome fisaorana amin'ny agnaranay noho ny tombom-pahasoavana namena an'nay tamin'ny alalan'reo vavaka betsaka.